Kaominina ambanivohitra BemokotrΓ  | Fitokanana tsena tamin’ny fomba ofisialy

270 0
π€π§π­πšπ§πšππšπ―πš/ππžπ¦π¨π€π¨π­π«πšΜ€: 𝐍𝐒𝐭𝐨𝐀𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 πŸπ¨π¦π›πš 𝐨𝐟𝐒𝐬𝐒𝐚π₯𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐒𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐒𝐬𝐚𝐀𝐲 𝐧𝐲 𝐀π₯𝐚𝐑𝐚𝐝𝐲.
πŸ‘‰ Ny marainan’ny Alahady teo no nanatanteraka fitokanana tsena tamin’ny fomba ofisialy ny ben’ny tanΓ nan’ny kaominina ambanivohitra BemokotrΓ  sy ny Solombavam-bahoaka Madagasikara, voafidy tato anatin’ny disitrikan’i MaevatanΓ na.
πŸ‘‰ Sambany teo amin’ny tantaran’ny tanΓ nan’Antanadava, any amin’ny kaominina ambanivohitra BemokotrΓ , ato anatin’ny disitrikan’i MaevatanΓ na no nisy lanonana tsy manam-paharoa tahak’izao, indrindra tamin’ny fitokanana tsena, izay natao isaky ny andro Alahady.
πŸ‘‰ Nanararaotin’Atoa ben’ny tanΓ na any kaominina voalaza etsy aloha hatrany ny fanomezana Β Β» Dabilio-Don tablanc Epp Antanadava,Β Β» ho fanohanana ny fanabezana any an-toerana. Nofaranana tamin’ny kabary nifandimbiasana sy fiarahana nihinana nofokena mitam-pihavanana, ary Moraingy watsa sy ny Bal ny lanonana rehetra teto.
Nagonon’i Zandry be Tantely

Related Post

π‹π€π•πŽπ’𝐍𝐘 𝐁𝐀𝐋𝐀𝐍’𝐍𝐘 π™π€ππƒπ€π‘πˆπŒπ€π‘πˆπ€ π€ππƒπˆπ‹π€πŒπ„ππ€ πˆπ‹π€π˜ πŠπ€π‘π“πˆπ„ πŒπŽππˆπ‹π˜ πƒπ€π‡π€π‹πŽ Β«Β π‘π€πŠπŽπ“πŽπ’πŽπ€ πƒπˆπ“ πŠπŽπ“πŽ

Posted by - mars 24, 2025 0
π˜½π™€π™π˜Όπ™‡π™€π™‘π˜Όπ™‰π˜Ό π™Žπ™” π˜Όπ™ˆπ˜½π˜Όπ™π™Šπ™ˆπ˜Όπ™‡π˜Όπ™ˆπ˜Ό, π™π™Šπ™†π™Šπ™‰π™π˜Όπ™‰π™” π˜Όπ™‰π™„π™Žπ˜Όπ™‰’π™„π™π™€π™Š π™ˆπ˜Όπ™π˜Όπ™‰π˜Ό π˜Όπ™ˆπ™„π™‰’𝙉𝙔 π™ƒπ˜Όπ™‡π˜Όπ™π™’π™Šπ™ˆπ˜½π™” π˜Όπ™Š π˜Όπ™ˆπ™„π™‰’𝙉𝙔 π™†π˜Όπ™Šπ™ˆπ™„π™‰π™„π™‰π˜Ό π˜Όπ™ˆπ˜½π˜Όπ™‰π™„π™‘π™Šπ™ƒπ™„π™π™π˜Ό π˜½π™€π™ˆπ˜Όπ™„π™π™Žπ™Š, π˜Ώπ™„π™Žπ™π™π™„π™†π˜Ό π˜Όπ™‰π˜Ώπ™„π™‡π˜Όπ™ˆπ™€π™‰π˜Ό. Nirotsaka tany an-toerana ny KomandΓ …