π…π€πŒπ€π‡π€ππ€ 𝐍𝐘 πŽπ‹π€ππ€ π€πƒπ˜ π“π€ππ˜ π€πŽ πŒπˆπ€π‘πˆπŒπ€ππ‰π€πŠπ€ 𝐂𝐑 πŒπ€ππ€πŠπ€πŒππ€π‡πˆππ˜ 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐄𝐅𝐀𝐍𝐀

220 0
Nidina ifotiny tany Miarimanjaka ny Prefet an’ Ambatondrazaka androany Zoma 09 Mey 2025 niaraka tamin’ ireo mpikambana ao amin’ny OMC Alaotra Mangoro sy ny taleparitry Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany sy ireo mpiaramiasa aminy, ny avy amin’ny fiadidiana ny Faritra Alaotra Mangoro, ny solombavambahoaka ary ny ben’ny tanan’i Manakambahiny Andrefana.
Nisy araka izany ny fihaonana tamin’ireo mba ahafahana mametraka vahaolana maharitra mahakasika io ady tany io.
Efa nisy moa ny tratra tamin’ilay vono olona farany teo ary nametrahan « dΓ©tachement mixeΒ Β» ao antoerana hisoroana ny mety mbola hisian’ny korontana
✍️ 𝑳𝒐𝒗𝒂 𝑱𝒂𝒏𝒂̀

Related Post

π…πšπ‘πšπ­π¬π’πšπ«π¨π―πšπ§πš 𝐧𝐲 𝐭𝐨π₯𝐨-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐟𝐚𝐑𝐚𝐧𝐚 πŸπŸ— 𝐌𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 πŸπŸ—πŸ’πŸ• 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐨𝐫𝐚𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚

Posted by - mars 29, 2024 0
Β«Β π…πˆπ“πˆπ€π•π€π-π“π€ππˆππƒπ‘π€π™π€ππ€ 𝐍𝐎 π…πŽπ“πŽπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 π…π€πŒππ€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€ππ€Β Β» π…πšπ‘πšπ­π¬π’πšπ«π¨π―πšπ§πš 𝐧𝐲 𝐭𝐨π₯𝐨-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐟𝐚𝐑𝐚𝐧𝐚 πŸπŸ— 𝐌𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 πŸπŸ—πŸ’πŸ• 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐨𝐫𝐚𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚 Ny Minisitry ny fiarovam-pirenena no nitarika ny…