π‡πˆπ€π‘π€ π‡πˆπ€π’π€ 𝐍𝐘 πŽπ‘πˆππ€π’π€ π˜π€π’ π’π˜ 𝐍𝐘 𝐂𝐔 π€πŒππ€π“πŽππƒπ‘π€π™π€πŠπ€

557 0
Nihaona tamin’ ny Tale jeneralin’ny orinasa YAS Andriamatoa Benoit Janin ny ben’ ny tanΓ nan’ Ambatondrazaka Ratafita Fanantenana tao amin’ny foiben- toeran’ ny Yas Andraharo, Antananarivo androany Zoma 09 May 2025.
Momban’ireo fifanaraham- piaraha-miasa eo roa tonta no voatoatin’ny fihaonana araka ny fanambin’ ny ben’ ny tanΓ na dia hametraka tontolom- piaraha- miasa matotra iarahana amin’ireo sehatra tsy miankina ny Kaominina renivohitra Ambatondrazaka ho tombotsoan’ ny vahoaka sy hanovana ny tananan’Ambatondrazaka.
Hiroso amin’ny fifanaovan- tsonia ny fifanaraham-piaraha miasa moa ny roa tonta afaka herinandro ka eto Ambatondrazaka no fanatanterahana izany.
✍️ 𝑳𝒐𝒗𝒂 𝑱𝒂𝒏𝒂̀

Related Post

Ramatoa RASOLOARISOA Marie Marcelline | Fampiofanana manakaiky vahoaka

Posted by - dΓ©cembre 8, 2024 0
π…π€πŒππˆπŽπ…π€ππ€ππ€ πŒπ€ππ€πŠπ€πˆπŠπ˜ π•π€π‡πŽπ€πŠπ€. « OLO MAHAY RAHA TSY VERY MANDEHAΒ Β» Tonga nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny hetsika « Fijery HafaΒ Β» ho an’ny…

π’πšπ«π¨π›π’ππ² 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐑𝐚𝐬𝐚π₯𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚

Posted by - janvier 9, 2024 0
π’πšπ«π¨π›π’ππ² 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐑𝐚𝐬𝐚π₯𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚…   Manoloana ny fiparitahan’ny aretina maso ao amin’ny Faritra Boeny, dia tonga anio ary hiparitaka amin’ireo tompim-pahasalamana…