๐‘๐ž๐ง๐œ๐จ๐ง๐ญ๐ซ๐ž ๐๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฅ๐ž ๐’๐ฉ๐จ๐ซ๐ญ๐ข๐ฏ๐ž (๐‘๐๐’) ๐š๐ญ๐š๐จ ๐š๐ง๐ฒ ๐•๐ข๐œ๐ก๐ฒ ๐…๐ซ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐š | ๐๐š๐ง๐š๐ญ๐ซ๐ข๐ค๐š ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐…๐ข๐ฅ๐จ๐ก๐š๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ ๐ญ๐ž๐จ ๐š๐ฅ๐จ๐ก๐š —

223 0
Fantatra fa nanohana nanome voninahitra ny lalao aram-panatanjahan-tena karakarain’ireo Malagasy mila ravin’ahitra any andafindriaka any ireo floham-pirenena Malagasy teo aloha mirahalahy, dia ny Filoha Hery RAJANONARIMAMPIANINA, sy ny Filoha Marc RAVALOMANANA, ary notronin’ ireo Diaspora any an-toerana.
Ankoatr’ity fanatrehana ny lalao ity dia nisy fihaonana tamin’ny diaspora koa ireto Filoham-pirenena teo aloha ireto 3 andronialohan’izao lalao izao, izay nanamafisana ny fanambarร na iombonana nataon’izy ireo.
Araka ny fampitam-baovao dia feno 50 taonakatroka ity Rencontre Nationale Sportive (RNS) amin’ izao fotoana izao. Marihina moa fa any Vichy France no tanterahina izy ity.
Nangonin ‘Lay Mahitsy

Related Post