Fiaraha-monina ππππππππ π/π ππππππ | πππ ππππππππππ πππππππ ππ ππππ-πππππ πππππππ-πππ Posted on avril 19, 2025 at 7:43 pm by feonydemokrasia 293 0 Misedra olana tanteraka ny tantsaha mpamboly vary manodidina ny vallΓ© Managnano izay mivelona Amin’ity toha-drano ( Barrage ) MANAMBA-ROA ity ato anatin’ny Kaominina Ambanivohatra Ambila Distrikan’ny Manakara noho ny fahaosany ity foto-drafitrafitrasa ity Izay manondraka velarantany Maro manodidina ny kaominina roa mifanakaiky dia i Marofarihy sy Ambila ,Antony hoy ireo tantsaha sy teknisianina dia tsentsina feno fasika ny vavany lalandrano na ny canal izay manodidina ny 800 metatra eo ho eo ka tsy maharaka ny filΓ n’ny tanimbary intsony ny rano mandeha aminy. Na dia efa Nisy aza ny ezaka nataon’ireo vahoaka hanala io fasika manentsina io tamin’ny alalany asa tanamaro dia tsy nahomby satria efa bΓ© lotra ny tany sy fasika mibahana Noho izany dia nanapakevitra ny tompon’andraikitra ifotony ny avy eo anivon’ny fiadidian’i tanΓ n’ny Ambila Andriamatoa ZAFY ANDRIANAIVO Harivelo izay bΓ©n’ny TanΓ na vaovao ,ka nifanΓ ntona tamin’ny Ambaratongam-pahafana misy aty an-toerana,isany Zany ny avy eo anivon’ny Faritra Fitovinany MΓ©decin gΓ©nΓ©ral RAZAFITSOTRA Lucien Lorel izay nanome ny Engin sy ny avy eo anivon’ny Fitaleavam-paritry ny fambolena sy fiompiana sy ny Entreprise iray tsy Miankina zay manantanteraka asa ao Amin’ity faritra ity nanome tantsoroka hanala ireo fasika mibahana ny rano tsy handeha eo Amin’ny vavany. Fantatra ihany koa nandritra izany fa ny vahoaka mpampiasa ity toha-drano ity no hiantoka ny solika lany mandritra ny asa. Nankasitraka ireo rehetra nanampy fa indrindra ny fitondrapanjakana aty an-toerana sy ireo vahoaka Ary ny avy eo anivon’ny Faritra Fitovinany moa Andriamatoa BΓ©n’ny TanΓ na nandritra fidinana ifotony nijery ny toerana androany, indrindra fa ireo vahoaka izay tsy nihambahamba nanangona ny eo ampelantanana mba ahafahana mampandeha ny Barrage MANAMBA-ROA. Nangonin’i Mamiko Seraphin
DISTRIKAN’NY SOANIERANA IVONGO | MILAHATRA NY VAHOAKA MANOLOANA NY FAHATAPAHAN-JIRO LAVARENY . Posted by feonydemokrasia - dΓ©cembre 28, 2024 0 Miaramirona nanao filaharambe ireo olona mivelona amin’ny Jiro teto andrenivo ho itrin’ny Distrikan’ny Soanierana Ivongo, tsy ary nahita fahatapahan-jiro tahak’izao…
π ππ πππππππ πππππ-πππππ, ππππ πππ ππ-ππππππ πππππππ π ππππ | ππππ ππππ’ππππ πππππππππ ππ ππππππ ππ π ππππππππππππππ Posted by feonydemokrasia - mai 12, 2025 0 Notontosaina ny Sabotsy 10 Mai 2025 lasa teo ny fifaninana ara-panatanjahan-tena, izay karaikarain’ny OJM, antsoina hoe « Inter-media; iray eny ankianjaΒ Β»,…
ACM : FANOHERANA ANATINY SY RESABE MANODIDINA NY FITANTANANA VAOVAO Posted by feonydemokrasia - mars 12, 2026 0 Antananarivo β Hatraminβny nanendrena anβi Alban Rakotoarisoa ho Tale Jeneralinβny Aviation Civile de Madagascar (ACM) taminβny 26 Desambra 2025, dia…
Mananjary: Fakana an-keriny Zaza varira saika havadika vola Posted by feonydemokrasia - novembre 20, 2023 0 Mananjary: Fakana an-keriny Zaza varira saika havadika vola. Nisehoana fanafihan-jiolahy ny 19 novambra lasa teo tokony ho t@ny 1 Ora…
Antoko Tiako i Madagasikara | Namboly hazo teny Imerinkasinina Posted by feonydemokrasia - fΓ©vrier 3, 2024 0 πππππππππππ ππ πππππππ ππππππππ πππππππππ πππππππ ππ ππππππβππ πππππ-πππ ππππππππ ππ π πππππ πππ πππππ ππππ ππππππππππππ Androany, nandritra ny fambolen-kazo, izay…