fankalazana ny 𝐄𝐒𝐝 𝐀π₯-π€ππ‘πš omaly.

302 0
Nizara nofon-kena 5kg avy, tamin’ny olona manodidina ny 4.000 isa ireo mpino Silamo tamin’ity herinandro ity. Omby 110 no efa nozarainy afak’omaly ary mbola nitohy omaly ny fizarana ny 120 ambiny, raha nalefa any Antalaha kosa ny 70. Natao izao mba ho fizarana soa ho an’ny fiarahamonina sy ho fanamarihana ny fankalazana ny 𝐄𝐒𝐝 𝐀π₯-π€ππ‘πš omaly.
Source: Jee Thur

Related Post

CITÉ DES CULTURES

Posted by - octobre 5, 2024 0
Ivontoerana ara_kolontsaina iray nosokafanΒ Β»ny BOA nisokatra nanomboka ny volana mey 2024 lasa teo eny Antaninarenina.Entina hampiroboroboana kolontsaina samihafa. Ahitana efitrano…

RAHARAHA FANAPOHANA SOLIKA

Posted by - octobre 22, 2024 0
Olona 24 tompon’antoka no voasambotry ny sampana fikarohana heloka bevava eo anivon’ny zandarimariam_pirenenana taorian’ny fidinana ifotony natao tamina tokatrano 10…