Ambohimangakely : Notolotra anio ny kits scolaires ireo hanao BEPC

393 0
Notolotra anio ny kits scolaires hoan’ireo mpianatra mpanala fanadinana BEPC teto amin’ny faritra Ambohimangakely mpianatra manodidina 2002 avy amin’ny sekoly tsy miakina na miakina amin’ny fanjakana dia samy nahazo ny anjarany avy koa.Izany dia fanampiana avy amin’ny fiadidian’ny Commune izay tarihin’Atoa Ben’ny Tanana RADAFY Thierry.
Mirary Soa sy Fahombiazana ho azy ireo izay hiatrika ny fanadinana

Related Post

MENABE CONNEXION

Posted by - novembre 18, 2024 0
Nahazo fiaraha miasa amin’ny masoivohon’ny Frantsay eto Madagasika ka tetik’asa eo anivon’ny tanora sy ny fanatanjahan-tena ary koa ny lafiny…

PORT-BERGE | NANGATAHIN’NY VAHOAKA HIROTSAKA HO DEPIOTE Dr ADOLPHE FIAREMA

Posted by - mars 17, 2024 0
ππŽπ‘π“-𝐁𝐄𝐑𝐆𝐄 | ππ€ππ†π€π“π€π‡πˆπ’𝐍𝐘 π•π€π‡πŽπ€πŠπ€ π‡πˆπ‘πŽπ“π’π€πŠπ€ π‡πŽ πƒπ„ππˆπŽπ“π„ 𝐃𝐫 π€πƒπŽπ‹ππ‡π„ π…πˆπ€π‘π„πŒπ€ π“π„πŽ π€πŒππ€ππ€πŽπ•π€ππ€ π“π€π“πˆπ“π‘π€ π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 πŒπ€π‡π€ 𝐁𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 π€π™π˜. Manana zo…