๐Œ๐š๐ซ๐š ๐ƒ๐จ๐ง๐ง๐š ๐•๐Ž๐‹๐€๐Œ๐ˆ๐‘๐€๐๐“๐˜ | ๐“๐ž๐ญ๐ข๐คโ€™๐š๐ฌ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ฅ๐จ๐ก๐š๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š ๐ž๐ง๐ญ๐ข๐ง๐š ๐ก๐š๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐๐ซ๐จ๐ฌ๐จ ๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š ๐ง๐ฒ ยซ ๐๐š๐ฌ๐ž ๐“๐จ๐ฅ๐ข๐š๐ซ๐ฒ ยป

382 0

Mara Donna VOLAMIRANTY | Tetikโ€™asanโ€™ny Filoham-pirenena entina hampandroso ny Firenena ny ยซย Base Toliaryย ยป

Manoloana ny resabe mahakasika ny ย ยซย Base Toliaryย ยป izay mahabe resaka ety anivonโ€™ny hainovakijery, dia naneho ny heviny Ramatoa Mara Donna VOLAMIRANTY, Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, sady Mpitondra teninโ€™ny Governemanta io maraina io tetsy aminโ€™ny Birao fiasany etsy nanisana.

Nambarany tsy niahotra fa hitondra fampandrosoana lehibe hoanโ€™ny Madagasikara io Tetikโ€™asa io, ary tsy sehatra iray ihany no hiroborobo aminโ€™izay fa na ny fanabezana, fahasalamana, sy ny maro tsy voatanisa.

Tsaho sy lainga inian ahely hataonโ€™ireo Mpanohitra ny fampandrosoana ireny hitantsika iniana zaraina eny aminโ€™ny fiaraha-monina ireny, fa raha mahakasika ity tetikโ€™asa ยซย Base Toliaryย ยป ity kosa dia tena hitondra fampandroana hoanโ€™ny Firenena Malagasy iray manontolo.

Nanao antso avo ity farany hoanโ€™ny vahoaka Malagasy mba ho tony sy malina hatrany nohonโ€™ny hafitsokโ€™ireo Mpanankorontana ankehitriny.

Nangonin ‘Lay Mahitsy

Related Post

๐Š๐š๐ง๐๐ข๐๐š ๐‡๐€๐‘๐ˆ๐‹๐€๐‹๐€ ๐‘๐€๐Œ๐€๐๐€๐๐“๐’๐Ž๐€ | ๐‡๐€๐๐Ž๐Œ๐„ ๐…๐€๐Œ๐๐ˆ๐Ž๐…๐€๐๐€๐๐€ ๐Œ๐€๐‘๐Ž๐‹๐€๐…๐˜ ๐Œ๐€๐ˆ๐Œ๐€๐ˆ๐Œ-๐๐ŽA๐๐€

Posted by - novembre 21, 2024 0
๐Š๐š๐ง๐๐ข๐๐š ๐‡๐€๐‘๐ˆ๐‹๐€๐‹๐€ ๐‘๐€๐Œ๐€๐๐€๐๐“๐’๐Ž๐€ | ๐‡๐€๐๐Ž๐Œ๐„ ๐…๐€๐Œ๐๐ˆ๐Ž๐…๐€๐๐€๐๐€ ๐Œ๐€๐‘๐Ž๐‹๐€๐…๐˜ ๐Œ๐€๐ˆ๐Œ๐€๐ˆ๐Œ-๐๐ŽA๐๐€ — Ho fanampiantsika ny tanoran-tsika, dia hisy fampiofanana mikirakira ny ๐„๐ฅ๐ž๐œ๐ญ๐ซ๐จ๐ง๐ข๐ช๐ฎ๐ž, ๐๐ฅ๐จ๐ฆ๐›๐ข๐ž๐ซ…