Fiaraha-monina Raharaha famonoana an’i Tompokolahy Tahiana. Posted on mars 16, 2025 at mars 16, 2025 by feonydemokrasia 286 0 Raharaha famonoana an’i Tompokolahy Tahiana. » Tsy ho afa-bela fa tsy maintsy handray ny valin’asany ireto nahavanon-doza ireto » hoy ireo Mpitandro ny Filaminana izay nitafa tamin’ny Mpanao Gazety androany. Raha ny fantatra dia misy olona hafa ihany koa tonga hanao fitoriana mahakasika azy roa lahy ireto. Izay olona efa avy nanaovan’izy ireo ny asa ratsiny.
𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐇𝐈𝐇𝐘 : 𝐕𝐎𝐀𝐋𝐀𝐙𝐀 𝐅𝐀 𝐍𝐈𝐒𝐘 𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀 𝐍𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍-𝐊𝐄𝐑𝐈𝐍𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐃𝐈𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 “𝐆𝐑𝐄𝐄𝐍 𝐒𝐏𝐀𝐂𝐄” Posted by feonydemokrasia - mai 25, 2026 0 Araka ny vaovao voaray, dia nisy tranga nampiahiahy nitranga tao amin’ny toeram-pilanonana “GREEN SPACE ANTSOHIHY” ny alakamisy 21 Mey 2026,…
TOAMASINA: Mpangalatra efa-dahy tratran’ny zandary sy ny fokon’olona tao Tanambao verrerie. Posted by feonydemokrasia - juillet 7, 2024 0 Ny 06 jolay 2024 tokony ho tamin’ny 07 ora maraina ,dia nahazo antso tamin’ny olona tsara sitram-po ny Kaomandin’ny Tobim-paritry…
VOKATRY NY RIVODOZA FYTIA SAIKA NAMOA-DOZA NY TRANGA NISEHO TAO TSIADANA Posted by feonydemokrasia - février 1, 2026 0 Namela takaitra lalina teo amin’ny mponina ao amin’ny Fokontany Tsiadana ny fandalovan’ny rivodoza FYTIA, ny alin’ny Sabotsy 31 Janoary hifoha…
𝐅𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐢-𝐛𝐨𝐧𝐢𝐧𝐚𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐭𝐢𝐥𝐢𝐧’𝐈 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 – 𝐃𝐢𝐨𝐬𝐞𝐳𝐲 𝐀𝐧𝐭𝐢𝐫𝐚𝐛𝐞. Posted by feonydemokrasia - avril 1, 2025 0 Tanora manodidina ny 60 mpikambana ao amin’ny Antilin’i Madagasikara eto amin’ny diosezin’Antsirabe no nahazo ny mari-boninahitra avy amin’ny fiangonana katolika.Natomboka…
𝗦𝗢𝗟𝗢𝗠𝗕𝗔𝗩𝗔𝗠𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔 𝗩𝗢𝗔𝗙𝗜𝗗𝗬 𝗧𝗔𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗗𝗜𝗦𝗧𝗥𝗜𝗞𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗕𝗢 𝗡𝗜𝗭𝗔𝗥𝗔 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗢𝗩𝗔𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗞𝗔𝗢𝗠𝗜𝗡𝗜𝗡𝗔 𝟭𝟮 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗙𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝗗𝗜𝗦𝗧𝗥𝗜𝗞𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗕𝗢 Posted by feonydemokrasia - septembre 12, 2024 0 𝙷𝚘 𝚏𝚊𝚗𝚊𝚖𝚊𝚏𝚒𝚜𝚊𝚗𝚊 𝚗𝚢 𝚙𝚘𝚕𝚒𝚝𝚒𝚔𝚊𝚗’𝚗𝚢 𝚏𝚊𝚗𝚓𝚊𝚔𝚊𝚗𝚊 𝚏𝚘𝚒𝚋𝚎 𝚜𝚢 𝚑𝚘 𝚏𝚊𝚗𝚊𝚖𝚙𝚒𝚊𝚗𝚊 𝚗𝚢 𝚛𝚊𝚢 𝚊𝚖𝚊𝚗-𝚍𝚛𝚎𝚗𝚢 𝚊𝚖𝚒𝚗’𝚒𝚣𝚊𝚘 𝚏𝚒𝚍𝚒𝚛𝚊𝚗’𝚗𝚢 𝚖𝚙𝚒𝚊𝚗𝚊𝚝𝚛𝚊 𝚒𝚣𝚊𝚘 𝚊𝚛𝚢 𝚑𝚘 𝚏𝚊𝚖𝚙𝚘𝚛𝚒𝚜𝚒𝚑𝚊𝚗𝚊 𝚒𝚛𝚎𝚘…