๐…๐€N๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž๐•๐€๐๐€ ๐…๐€๐Ž๐๐„ ๐‚๐” ๐€๐Œ๐๐€๐“๐Ž๐๐ƒ๐‘๐€๐™๐€๐Š๐€

359 0
Niara-nientana nanadio ny manodidina azy ny vahoakan’Ambatondrazaka androany Sabotsy 15 Martsa 2025.
Nandray anjara ihany koa ireo sampandraha-raha samy hafa sy mpandraharahana izay nanampy ara-pitaovana.
Ny fiadidiana ny Kaominina izay tarihin’ny ben’ny tanana RATAFITA Fanantenana sy fiadidiana ny Faritra notarihan’ny Governora Dr Guy RAMAROSANDRATANA moa no nitarika ity hetsika ary nanontrona izany ny Solombavam-bahoaka ANDRIANASOLO Andrianiaina Jean Patrick sy ireo talem-paritra.
Nisaotra ireo rehetra nandray anjara ny Ben’ny Tanana ary nanambara fa hitohy hatrany ny fanadiovana ny tanana.
โœ๏ธ ๐‘ณ๐’๐’—๐’‚ ๐‘ฑ๐’‚๐’๐’‚ฬ€

Related Post

๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ข๐—ฉ๐—”๐—ก๐—” ๐—ง๐—ข๐— ๐—•๐—”๐—ก’๐—˜๐—ญ๐—”๐—ž๐—” ๐— ๐—ข๐— ๐—•๐—” ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—”๐—ฆ๐—” ๐—ฉ๐—œ๐—ง๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—”๐—ก๐—ข๐—ฆ๐—ฌ

Posted by - aoรปt 31, 2024 0
๐—›๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ฝ๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป’๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ mifanaraka amin’ny voarakitra ao amin’ny Drafitra…