๐‘๐š๐ฆ๐š๐ญ๐จ๐š ๐‡๐„๐‘๐ˆ๐’๐Ž๐€ ๐‘๐€๐Š๐Ž๐“๐Ž๐Œ๐€๐•๐Ž ๐Œ๐š๐ซ๐ ๐ฎ๐ž๐ซ๐ข๐ญ๐ญ๐ž | ๐€๐ฏ๐จ๐š๐ก๐ฒ ๐ข ๐“๐ฌ๐ข๐ญ๐จ ๐Ÿ๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐ข๐๐ข๐ซ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ง๐š๐ก๐š๐Ÿ๐š๐ญ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐™๐จ๐ค๐ข๐ง๐ฒ

388 0
Nampiantso mpanao gazety ny fianakavianโ€™ny Rasazy Narindra, Ben’ny tanร nan’i Mangatabohangy teo aloha,nisy namono.
Nitondra fanazavana mahakasika ny fitazonana amponja ny Zanany Ramatoa HERISOA RAKOTOMAVO Margueritte io tolakโ€™andro tetsy Andoharanofotsy
Nambaranโ€™ity fianakaviana ity fa tsy meloka velively ny zanany, RATIANARIVONY Aina Tsitohaina na i Tsito. ary tsy niray tsikombakomba taminโ€™ny famonoana anโ€™i Zokiny iray tampo aminy.
Nohamafinโ€™ity renim-pianakaviana ity fa telo mianadahy ireo zanany ireo ary iray tampo avokoa izy ireo, mifanampy sy mifanohana hatrany ireo zanany ireo aminโ€™izay rehetra hatao. Entina hanamporofoana izany hoy hatrany izy dia raha nikasa hilatsaka Benโ€™ny tanร na i Rasazy Narindra, dia nataony lisitra voalohany ho mpanolontsaina azy i Tsito,
Nambaranโ€™ity fianakavina ity hatrany, fa tsy marina velively ny feo miely fa maty voatifitra ny Rainโ€™ireto zaza iireto fa kosa aretina no nahatonga ny fahafatesanโ€™io raim-pianakaviana io.
Ankoatrโ€™izay dia tsy misy mihitsy koa ny hoe fikasana haka ny toeranโ€™ny rasazy Narindra ilay anadahiny.
Noho ireo antony ireo, dia tena misitery ary fahagagana hoanโ€™ny fianaviana ny famonjana ny anadahinโ€™ity Benโ€™ny tanana nisy namono ity izay navantana avy hatrany eny Fonjabenโ€™ny Tsiafahy.
Eo anatrehanโ€™ izany voina tsy roa aman-tany mianjady aminโ€™ity fianakaviana ity izany dia manao antso aminโ€™ny filoha Rajoelina sy ny ramatoa Mialy Rajoelina ity renim-pianakaviana ity mba hanaraka akaiky izao fizotry ny raharaha izao.
Ary nohizingizininโ€™izy ireo no tsy maha tomponโ€™antoka ny Zanany aminโ€™izao raharaha izao, ka hangatahanโ€™izy ireo ny fangatahanโ€™izy ireo ny fahafahanโ€™ny Tsito tsy misy hatakโ€™andro.
Nanao tsipin-teny hoanโ€™ny mpikirakira ny tambazotra ยซ facebook ยป ihany koany fianakavina mba hamoaka ny vaovao tena mari-pototra.
Fanirianโ€™ireto fianakaviana ireto hatrany moa ny hisianโ€™ny Fampandroana ny Kaominina Mangatamboahangy.
Nangonin’Ilay Mahitsy

Related Post

๐๐‘๐„๐…๐„๐Š๐“๐ˆ๐Ž๐‘๐€๐’๐ˆ ๐“๐Ž๐‹๐ˆ๐€๐‘๐€

Posted by - avril 17, 2024 0
๐‘ญ๐‘จ๐‘ด๐‘ฌ๐‘ป๐‘น๐‘จ๐‘ฏ๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘ญ๐‘จ๐‘ต๐‘ซ๐‘น๐‘ฐ๐‘จ๐‘ด๐‘ท๐‘จ๐‘ฏ๐‘จ๐‘ณ๐‘ฌ๐‘ด๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘ด๐‘ฐ๐‘จ๐‘ณ๐‘ถ๐‘ฏ๐‘จ, ๐‘ด๐‘จ๐‘ต๐‘ซ๐‘น๐‘ฐ๐‘ป๐‘น๐‘จ ๐‘จ๐‘น๐’€ ๐‘จ๐‘ถ๐‘น๐‘ฐ๐‘จ๐‘ต’๐‘ต๐’€ ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘ซ๐‘ฐ๐‘จ๐‘ต๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘ญ๐‘จ๐‘ต๐‘จ๐‘ป๐‘จ๐‘ต๐‘ป๐‘ฌ๐‘น๐‘จ๐‘ฏ๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘ต๐’€ ๐‘ท๐‘ถ๐‘ณ๐‘ฐ๐‘ป๐‘ฐ๐‘ฒ๐‘จ ๐‘จ๐‘ต๐‘ฒ๐‘จ๐‘ท๐‘ถ๐‘ฉ๐‘ฌ๐‘ต๐’€ ๐‘ต๐’€ ๐‘ญ๐‘จ๐‘ต๐‘ฑ๐‘จ๐‘ฒ๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘ฐ๐’๐‘จ๐’€ ๐‘ด๐‘ฐ๐‘ญ๐‘จ๐‘ต๐‘จ๐‘น๐‘จ๐‘ฒ๐‘จ ๐‘จ๐‘ด๐‘ฐ๐‘ต’๐‘ต๐’€ ๐‘ฝ๐‘ฌ๐‘ณ๐‘ฐ๐‘น๐‘จ๐‘ต๐‘ถ๐‘ต’๐‘ต๐’€ ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘ณ๐‘ถ๐‘ฏ๐‘จ๐‘ด-๐‘ท๐‘ฐ๐‘น๐‘ฌ๐‘ต๐‘ฌ๐‘ต๐‘จ ๐‘ญ๐‘จ๐‘ด๐‘ฌ๐‘น๐‘ฌ๐‘ต๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘ฐ๐‘ต๐‘ซ๐‘น๐‘จ๐’€…

๐๐ˆ๐“๐‘๐€๐๐†๐€๐๐€ ๐‹๐Ž๐™๐€๐Œ-๐๐ˆ๐…๐€๐Œ๐Ž๐ˆ๐•๐Ž๐ˆ๐™๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐‹๐€๐‹๐€๐Œ-๐๐ˆ๐‘๐„๐๐„๐๐€ ๐…๐€๐‡๐€ ๐Ÿ• – ๐Œ๐€๐๐ƒ๐€๐‹๐€๐‡๐˜

Posted by - janvier 14, 2024 0
๐๐ˆ๐“๐‘๐€๐๐†๐€๐๐€ ๐‹๐Ž๐™๐€๐Œ-๐๐ˆ๐…๐€๐Œ๐Ž๐ˆ๐•๐Ž๐ˆ๐™๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐‹๐€๐‹๐€๐Œ-๐๐ˆ๐‘๐„๐๐„๐๐€ ๐…๐€๐‡๐€ ๐Ÿ• – ๐Œ๐€๐๐ƒ๐€๐‹๐€๐‡๐˜ — Taxi brousse mpitatitra olona avy any Ambositra hankany Fianarantsoa io atoandro…