Manoloana ny famoaham-baovao, nataon’ny Gazety an’habaka Feon’ny Demokrasia omaly,Alakamisy 27 Febroary 2025, (https://feonydemokrasia.mg/alerte-ambatomanjaka/)
dia mitondra ity ๐๐๐ง๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ฆ-๐๐๐จ๐ฏ๐๐จ ity ny ๐ฆ๐ฒฬ๐ป๐ฎ๐ ๐ฑ๐ฒ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ฐ๐ฎ๐ฟ
๐๐๐ก๐๐ก๐ง๐ฆ๐๐๐ก๐ ๐ฉ๐๐ข๐ฉ๐๐ข ๐๐๐ฆ๐ข
Taorian’ny famoahan’ny pejy ยซย ๐ญ๐๐๐’๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ย ยป tamin’ny tambazotran-tserasera ny fanatanterahana didim-pitsarana nataon’ny ยซ ๐ฏ๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐ ๐ฑ๐๐๐๐๐๐ ยป,
notronin’ny ๐๐๐๐
๐๐๐, ๐๐๐ ๐จ๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐’๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฐ๐๐๐๐, dia nampanao fanamarinana
sy fanadihadiana ny ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐, ka manambara fa :

Antenimierandoholona voakasika aminโio raharaha io. Diso araka izany ny vaovao navoakanโio Pejy io ka hitory azy ny Antenimierandoholona noho ny fanalambaraka sy heloka anโhabaka ;

hanatanterahana ny didim-pitsarana fa mpikambana ao amin’ny kabinetranโny
Filohanโny Antenimierandoholona fa zavatra noforonina izany ;

nolazain’ireo zandary tany an-toerana, dia ara-dalร na ny fanatanterahana ny didim-pitsarana navoaka. Tsiahivina fa ny tsy fanekena fanatanterahana didim-pitsarana dia voararanโny lalร na araka ny andininy faha 221 aminโny fehezan-dalร na famaizana ;

horonan-tsary alefa io ;

Misy laharanom-baovao milaza fa nokaramain’ny Ben’ny tanร na ao amin’ny kaominina Ambatomanjaka izy io ary io Ben’ny tanana io dia nanao tsindry (trafic d’influence) tamin’ny ny zandary hoe ยซย ho
hitanareo fa ho any amin’i Lalatiana izahay ary mahalala mpitsara ao amin’ny Fitsarana an-tamponyย ยป. Tsy mba nasiany hasina hoe ยซ Loholona ยป na ยซ Ramatoa ยป ny loholona ๐น๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐ ๐ณ๐๐๐๐๐๐๐๐.
Rehefa nifampiresaka ny jeneraly ๐น๐จ๐ฝ๐จ๐ณ๐ถ๐ด๐จ๐ต๐จ๐ต๐จ ๐น๐๐๐๐๐๐
, ๐ญ๐๐๐๐๐๐’๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐ sy ny loholona ๐น๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐ ๐ณ๐๐๐๐๐๐๐๐, dia nilaza ity farany fa mpikambana ao amin’ny antoko ๐ญ๐น๐ฌ๐ฌ๐ซ๐ถ๐ด io Ben’ny tanร na io, saingy
izy ihany no tompon’andraikitra amin’ny tsy fanekena fanatanterahana didim-pitsarana fa tsy misy idiranโny Loholona na ny antokony izany.


ny lalร na ny Loholona eto Madagasikara. Koa manentana ny rehetra tsy hisalasala hiteny sy hampita raha misy tokoa ny manampatra fahefana tsy ara-dalร na sy tsy ara-drariny
amin’ny anaran’ny Antenimierandoholona.
Ny Fanoratana eto anivon’ny Feonydemokrasia