VALIFATY POLITIKA: HITOHY FOANA RAHA MBOLA IO FANAOVANA POLITIKA AMIN’IZAO IO.

170 0
🔴 Efa nanomboka tany amin’ny Repoblika faha-2 no nipoitra ny valifaty pôlitika » hoy ny solombavambahoaka Gascar Fenosoa raha nitondra ny fanehoan-keviny manoloana ny fanakatonana ny foiben-toeran’ny antoko HVM eny Andraharo.
🔴 Mitovy ihany ny nataon’ny mpanohitra androany sy ireo mitondra androany ka hialana amin’ny fomba fanao pôlitika ankehitriny sy ny valifaty pôlitika no tena antony voalohany nananganana ny Vovonana Mouvement Gasikara.
🔴 Iharan’ny valifaty aloha izao ny HVM izay mpiaradia amin’ny TIM ary hitohy foana io raha mbola io fomba fanao pôlitika io no atao eto.
🔴 Lasa mahatonga ny fivadihana palitao na fidirana am-ponja na sesitany ho an’ny mpanao politika io valifaty politika io ; ny vahoaka anefa ankilany lasa adino ka miha-mahantra.
📝 M.Elvina

Related Post

𝐍𝐢𝐡𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧`𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧`𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒚 𝑹𝒂𝒋𝒐𝒆𝒍𝒊𝒏𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝑺𝒐𝒍𝒐𝒎𝒃𝒂𝒗𝒂𝒎𝒃𝒂𝒉𝒐𝒂𝒌𝒂

Posted by - juillet 13, 2024 0
𝐍𝐢𝐡𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧`𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧`𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒚 𝑹𝒂𝒋𝒐𝒆𝒍𝒊𝒏𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝑺𝒐𝒍𝒐𝒎𝒃𝒂𝒗𝒂𝒎𝒃𝒂𝒉𝒐𝒂𝒌𝒂 – 𝗡𝗮𝗻𝗼𝗹𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗲𝗹𝗼 𝗵𝗼 𝘁𝗲𝗻𝗱𝗿𝗲𝗻𝗮 𝗣𝗿𝗮𝗶𝗺𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗶𝘇𝘆 𝗶𝗿𝗲𝘁𝗼 « Hiaro anareo amin`ny…

𝐊𝐚𝐧𝐝𝐢𝐝𝐚 𝐇𝐀𝐑𝐈𝐋𝐀𝐋𝐀 𝐑𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐀 | 𝐇𝐀𝐍𝐎𝐌𝐄 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐑𝐎𝐋𝐀𝐅𝐘 𝐌𝐀𝐈𝐌𝐀𝐈𝐌-𝐏𝐎A𝐍𝐀

Posted by - novembre 21, 2024 0
𝐊𝐚𝐧𝐝𝐢𝐝𝐚 𝐇𝐀𝐑𝐈𝐋𝐀𝐋𝐀 𝐑𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐀 | 𝐇𝐀𝐍𝐎𝐌𝐄 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐑𝐎𝐋𝐀𝐅𝐘 𝐌𝐀𝐈𝐌𝐀𝐈𝐌-𝐏𝐎A𝐍𝐀 — Ho fanampiantsika ny tanoran-tsika, dia hisy fampiofanana mikirakira ny 𝐄𝐥𝐞𝐜𝐭𝐫𝐨𝐧𝐢𝐪𝐮𝐞, 𝐏𝐥𝐨𝐦𝐛𝐢𝐞𝐫…