๐Ÿณ ๐—™๐—˜๐—ฉ๐—ฅ๐—œ๐—˜๐—ฅ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿต -๐Ÿณ ๐—™๐—˜๐—ฉ๐—ฅ๐—œ๐—˜๐—ฅ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑย ยป

23 0
ย ยป ๐‘ป๐’”๐’š ๐’Ž๐’‚๐’•๐’š ๐’‚๐’•๐’ ๐’‚๐’-๐’•๐’”๐’‚๐’Š๐’Œ๐’ ๐’‚๐’“๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’•๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’๐’š ๐’‡๐’๐’Œ๐’ ๐’๐’š ๐’“๐’‚๐’•๐’“๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’ƒ๐’‚๐’๐’ˆ๐’‚ ๐’๐’‚๐’—๐’†๐’๐’‚๐’’๐’Š๐’“๐’†๐’ ๐’‰๐’‚๐’—๐’‚๐’๐’•๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’๐’‚๐’—๐’ ๐’‰๐’ ๐’‚๐’โ€™๐’๐’š ๐‘ป๐’‚๐’๐’Š๐’๐’…๐’“๐’‚๐’›๐’‚๐’๐’‚ย ยป
Raha bangoina tokana, dia io no tenin’Andriamatoa Filoham-pirenena Malagasy; Andry Nirina RAJOELINA androany, nandritra ny fotoana nahatsiarovana an’ireo Mpitolona lavato teto amin’ity toerana ity
Feno 16 taona katroka androany tokoa ilay diabe niala teny Analakely nankety Ambohitsirohitra,izay nisian’ny fitifirana ireto Mpitolona ireto.
Mbarak’androany, tsy mbola fantatra hoe inona no marina? fa kosa tsaroana foana ireny rร  latsaka ireny, satria Malagasy iray rร  amin’ny tena no lafo.
Maro ireo kamboty tsy fidiny, ts vitsy ireo nananontena tsy satry vokatr’iny tolona sy diabe natao ny 7 Febroary 2009 iny. Hotsaroan’ny taranaka mifandimby.
Hitodika amin’ny hoavy isika, hibanjina fampandrosoana satria tsy ho raraka an-tany ny ranโ€™izy ireo, noho ny fitiavan-tanindrazana. Hoy hatrany Andriamatoa Filoha nanohyny lahateny fohy nataony ary nambarny tsy niahotra fa ย ยป Ho azy ireo, ho antsika, Madagasikara ny antom-pisian’izany.ย ยป
Ankoatr’ireo havan’ny niharamboina, dia maro no olona tonga nanotrona teny toy ny olomboafidy isan-tsokajiny.
Nangonin ‘Lay Mahitsy

Related Post

๐Ÿ‘‰๐…๐ˆ๐‡๐€๐“๐‘๐„๐‡๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐ˆ๐…๐ˆ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€๐๐€ MIOFANA ATO MORONDAVA IREO MPIKAMBANA NY SRMV ANATIN’NY FARITRA MENABE

Posted by - mai 10, 2024 0
โœ…๐Œ๐ข๐š๐ญ๐ซ๐ข๐ค๐š ๐Ÿ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐จ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ค๐š๐ฆ๐›๐š๐ง๐š ๐š๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐’๐‘๐Œ๐• ๐ฌ๐ฒ ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐ฉ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐จ๐Ÿ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ค๐š๐ฆ๐›๐š๐ง๐š ๐ข๐ฌ๐š๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐›๐ข๐ซ๐š๐จ๐ฆ-๐ฉ๐ข๐Ÿ๐ข๐๐ข๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐š๐ญ๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐Œ๐ž๐ง๐š๐›๐ž ๐ข๐ณ๐š๐ฒ ๐š๐ญ๐š๐จ…