π“πŽπ€πŒπ€π’πˆππ€ : 𝐍𝐨𝐭𝐨𝐧𝐭𝐨𝐬𝐚𝐒𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐁𝐞𝐧’𝐧𝐲 π“πšπ§πšπ§πš 𝐬𝐲 𝐌𝐩𝐚𝐧𝐨π₯𝐨-𝐭𝐬𝐚𝐒𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐒𝐧’𝐧𝐲 π…πšπ«π’π­πšπ§π’π§’𝐧𝐲 π“π¨πšπ¦πšπ¬π’π§πš.

234 0
πŸ”ΉFifampizarΓ na ny tsara ho fantatra mahakasika ireto teboka telo ireto no niompanan’ny fiofanana:
Ny famindram-pitantanana izay miantoka ny fitohizan’ny asa, ny tena anjara andraikitry ny Ben’ny Tanana ary ny fifandraisan’ny Ben’ny Tanana sy ireo Mpanolo-tsaina.
πŸ”ΉNy Ministeran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany no tompon’antoka tamin’ity fiofanana ity.
πŸ”Ή Natao izao fiofanana izao mba hisian’ny fitantanana mirindra ka hiteraka fampandrosoana eo anivon’ny Kaominina,ary samy nandray izao fiofanana izao ho zava-dehibe ny tsirairay.
πŸ”ΉNitarika ny fotoana ny Tale Jeneraly avy amin’ny Ministeran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany Atoa RAZAFIARISON Jean Jugus.
« Zava-dehibe ho an’ny Faritra Atsinanana ny fisian’ny fiofanana tahaka izao, satria mampirindra ny asa atao eo anivon’ny kaominina izany ka miteraka fampandrosona ho an’ny Faritra ihany koa Β Β» hoy ny Governoran’ny Faritra Atsinanana mpisolo toerana ,Atoa Rakotovao ANDRY.
πŸ”ΉNy Ben’ny Tananan’ny Toamasina,Atoa Andriafanomezantsoa ALAIN, dia nisaotra ny Ministeran’ny Fitsinjaram-pahefana sy Fanajariana ny tany, satria nahatsapa fa zava-dehibe ny fazahoana fiofanana tahaka izao mialohan’ny hanatanterahana ny asa eo anivon’ny Kaominina.

Related Post

π—™π—œπ—›π—”π—’π—‘π—”π—‘π—” π—§π—˜π—’ π—”π— π—œπ—‘β€™π—‘π—¬ π—™π—œπ—Ÿπ—’π—›π—”π— -π—£π—”π—‘π—π—”π—žπ—”π—‘π—” π— π—£π—œπ—¦π—’π—Ÿπ—’ π—§π—’π—˜π—₯𝗔𝗑𝗔, 𝗑𝗬 π—π—˜π—‘π—˜π—₯π—”π—Ÿπ—¬ π—₯π—œπ—–π—›π—”π—₯𝗗 π—₯π—”π—©π—”π—Ÿπ—’π— π—”π—‘π—”π—‘π—”, 𝗦𝗬 𝗑𝗬 π—™π—œπ—Ÿπ—’π—›π—” π—©π—’π—”π—™π—œπ——π—œπ— -π—•π—”π—›π—’π—”π—žπ—”, 𝗔𝗑𝗗π—₯𝗬 π—₯π—”π—π—’π—˜π—Ÿπ—œπ—‘π—”

Posted by - dΓ©cembre 14, 2023 0
π—™π—œπ—›π—”π—’π—‘π—”π—‘π—” π—§π—˜π—’ π—”π— π—œπ—‘β€™π—‘π—¬ π—™π—œπ—Ÿπ—’π—›π—”π— -π—£π—”π—‘π—π—”π—žπ—”π—‘π—” π— π—£π—œπ—¦π—’π—Ÿπ—’ π—§π—’π—˜π—₯𝗔𝗑𝗔, 𝗑𝗬 π—π—˜π—‘π—˜π—₯π—”π—Ÿπ—¬ π—₯π—œπ—–π—›π—”π—₯𝗗 π—₯π—”π—©π—”π—Ÿπ—’π— π—”π—‘π—”π—‘π—”, 𝗦𝗬 𝗑𝗬 π—™π—œπ—Ÿπ—’π—›π—” π—©π—’π—”π—™π—œπ——π—œπ— -π—•π—”π—›π—’π—”π—žπ—”, 𝗔𝗑𝗗π—₯𝗬 π—₯π—”π—π—’π—˜π—Ÿπ—œπ—‘π—” Nisy ny fihaonana teo…

Vovonan’ny Firaisankina Madagasikara an’ny Malagasy Avaradrano | Tafapetraka ny atotan-taratasy

Posted by - avril 4, 2024 0
π…πˆπ‘π€πˆπ’π€π-πŠπˆππ€ π€π•π€π‘π€πƒπ‘π€ππŽ | π“π€π…π€ππ„π“π‘π€πŠπ€ 𝐍𝐘 π“π€π‘π€π“π€π’π˜ π…πˆπ‹π€π“π’π€π‡π€π-πŠπŽπ…πˆπƒπˆπ€ππ€ π‡πŽ π’πŽπ‹πŽπŒππ€π•π€πŒππ€π‡πŽπ€πŠπ€π’𝐈 πŒπ€πƒπ€π†π€π’πˆπŠπ€π‘π€ —- Androany faha 03 volana Avril ny taona 2024 no…

𝑫𝒓 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’… (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑡- 𝑻𝑨𝑡𝑰𝑡𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑡𝑨 𝑡𝑢 𝑡𝑨𝑡𝑢𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑡𝑢𝑹𝑰𝑡𝑨 𝑻𝑢𝑩𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝒁𝑨𝑡𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨

Posted by - dΓ©cembre 4, 2023 0
𝑫𝒓 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’… (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑡- 𝑻𝑨𝑡𝑰𝑡𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑡𝑨 𝑡𝑢 𝑡𝑨𝑡𝑢𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑡𝑢𝑹𝑰𝑡𝑨 𝑻𝑢𝑩𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝒁𝑨𝑡𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨 Hoy ny 𝑫𝒓 𝑹𝑨𝑲𝑢𝑻𝑢𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’…, Mpikaroka Raokandro Malagasy,…