Mikasika ilay poa-basy tao Mahabo alina

322 0
Mikasika ilay poa_basy tao Mahabo alina
dahalo 02 efa raindahiny i Mena sy Fidy avy ao Tsarahonenana no maty voatifitry ny Polisy alina nohon’ny loharanom_baovao azo dia nidina ifotiny ny mpitandron’ny filaminana ka voasakana ny asa ratsy saika ataon’ireo olon_dratsy
Zay ilay poabasy alina tokony t@ 23h 15. Mbola karohina ireo namany ary miezaka hatrany ireo mpitandron’ny filaminana ao Mahabo mba hisian’ny filaminana ao amin’ny Distrikan’ny Mahabo koa manentana ny rehetra mba hanome vaovao ny mpitandron’ny filaminana ara_potoana sy marina
Source : Jean Patrick Rakotomalala 

Related Post

Voin-kava Mahatratra

Posted by - juin 18, 2024 0
Nitrangany hain-trano mahatsiravina tao amin’ny Fokontany Ambatamandey, kaominina Tanambao Daoud, Distrikan’i Sambava omaly Ka tsy niandry ela ny tompon’andraikitra isan-tsokajiny…