๐•๐Ž๐๐Ž๐๐€ ๐‡๐ˆ๐€๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€ ๐๐˜ ๐“๐€๐Ž๐Œ-๐๐ˆ๐€๐’๐€๐๐€ 2025 ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐’๐Ž๐‹O๐“๐„๐๐€๐Œ-๐๐€๐๐‰๐€๐Š๐€๐๐€ ๐€๐“๐˜ ๐€๐‹๐€๐Ž๐“๐‘๐€ ๐Œ๐€๐๐†๐Ž๐‘๐Ž.

110 0
Fampiakaran- tsaina tao amin’ny fitalevam-paritry ny polisim-pirenena Alaotra Mangoro, Ambalabako no nanamarihana ny fanombohana ny taom-piasana amin’ity Taona 2025 ity ho an’ireo solotenam-panjakana sy OMC Alaotra Mangoro.
Nitarika izany ny Prรฉfet an’Ambatondrazaka Dr RAKOTOARIDINA Dieudonnรฉ, ary mandray anjara avokoa ireo avy amin’ny Distrika 05 sy fitalevam-paritra rehetra.
Tao aorian’izay dia nisy ny fitrotroana am-bavaka ny taoam-piasana, ary nofaranana tamin’ny fivoriana nanaovana jery todika ny lasa sy himbanjinana ny hoavy ahafahana manantateraka ireo vinam-pampandrosoana napetrak’Andriamatoa filoha Andry Rajoelina.
๐Ÿ“ ๐‘ณ๐’๐’—๐’‚ ๐‘ฑ๐’‚๐’๐’‚ฬ€

Related Post

Fรฉdรฉration Malagasy de Kung-Fu Wisa

Posted by - dรฉcembre 17, 2023 0
๐…๐žฬ๐๐žฬ๐ซ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ ๐๐ž ๐Š๐ฎ๐ง๐ -๐…๐ฎ ๐–๐ข๐ฌ๐š — 15 dรฉcembre 2023 Tontosa ny: FIVORIAMBE ARA-POTOANA FIVORIAMBE TSY ARA-POTOANA Nanomboka tamin’ny 09h00 maraina…