๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐๐Ž๐๐†๐Ž๐‹๐€๐•๐€ | ๐๐ˆ๐…๐€๐๐Ž๐‹๐Ž๐“๐‘๐€ ๐’๐Ž๐‹๐Ž๐Œ๐๐Ž๐ƒ๐ˆ๐€๐Š๐Ž๐‡๐Ž ๐๐˜ ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž๐๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐ˆ๐Š๐ˆ-๐๐€๐๐‰๐€๐Š๐€๐๐€

366 0
Amin’ny maha tomponandraikitra voalohany ny Governoran’i Bongolava eo amin’ny sehatry ny fampandrosoana.
sy ny Prefen’i Tsiroanomandidy miadidy ny Faritra Bongolava, izay tomponandraikitra voalohany eo amin’ny fitantanan-draharaha-panjakana…
Dia tonga nanolotra ยซย Solombodiakohoย ยป ho azy ireo, Talem-paritra sy tomponandraiki-panjakana sivily sy miaramila isan-tsokajiny eto anivon’ny Faritra Bongolava.
Anisan’ny hita taratra nandritra ny taom-piasana 2024, ny fiaraha-mientana sy ny firaisankina, teo amin’ny samy Tomponandraikitra, ka niray ny fijery, nikatsaka ny fampandrosoana ny Faritra..
Ezaka goavana amin’izao taom-piasana 2025 izao, araka ny Politikan’ny Fitondram-panjakana izay mijoro ankehitriny, ny hanamafisana ny filaminam-bahoaka sy ny fanatsarana ny fandriampahalemana manerana ireo Kaominina 30 mandrafitra ny Distrikan’i Tsiroanomandidy sy ny Distrikan’i Fenoarivobe.
Nangonin’i Eric Rabarison.

Related Post

๐—™๐—œ๐—ง๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ฅ๐—”-๐——๐—ฅ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—”

Posted by - juin 16, 2025 0
๐“๐ฌ๐ฒ ๐ž๐ค๐ž๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฃ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐จ๐ฆ๐›๐š๐ง-๐๐ซ๐š๐ณ๐š๐ง๐š ๐ค๐š๐ฌ๐š๐ข๐ง’๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ก๐š๐ง๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐€๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š ๐š๐จ ๐๐ž๐ฅ๐จ ๐ฌ๐ฎ๐ซ ๐“๐ฌ๐ข๐ซ๐ข๐›๐ข๐ก๐ข๐ง๐š Ny asabotsy faha 14 Jiona teo…

RAHARAHA FANAPOHANA SOLIKA

Posted by - octobre 22, 2024 0
Olona 24 tompon’antoka no voasambotry ny sampana fikarohana heloka bevava eo anivon’ny zandarimariam_pirenenana taorian’ny fidinana ifotony natao tamina tokatrano 10…