Fiaraha-monina TILY ETO MADAGASIKARA Posted on dรฉcembre 28, 2024 at dรฉcembre 28, 2024 by feonydemokrasia 404 0 Hetsika Goavambe no hatolotry ny Tily Analamanga Avaratra rahampitso 29 Desambra 2024 iarahana @ #Ampifitia. Hetsika amaranan’ny Tily Analamanga Avaratra ity taona 2024 ity ho fampitaovana ny faritany mandritra ny 3 taona ka tongava maro be r’ise a. @ 2 ora sy sasany no hanomboka ny hetsika ao @FJKM Ambohimpanja Ankadikely ( Terminus bus 163) . ยซย Ndao isika hanohana ny #TilyAnalamangaAvaratra @ alalan’ny fijerena ny fampisehoana fa indrindra tohano izy ireo @ alalan’ny #VAVAKA. Izaho, ise hanohana ampitiavana azy ireo Ataovy Mpianatra ny Firenena rehetra.mat 28:19 Vidim-pidirana : tena mirary ry se an ยฉMalala Tsaroana #TilyAnalamangaAvaratra
๐๐ข๐ฌ๐ญ๐ซ๐ข๐ค๐ ๐๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ซ๐๐๐ ๐ | ๐ ๐ข๐๐ข๐๐ข๐๐ง๐๐ง๐ ๐ค๐๐จ๐ฆ๐ข๐ง๐๐ฅ๐ฒ. Posted by feonydemokrasia - dรฉcembre 8, 2024 0 Mifarana androany 08 Desambra ny lisitry ny mpifidy natovana ยซย Ordonnanceย ยป avy amin’ny didim-pitsarร na ambaratonga voalohany(TPI)Antsirabe ho an’ny Distrika Antsirabe I.…
BELO SUR TSIRIBIHINA NAMALY NY SOLOMBAVAMBAHOAKA NY FIANAKAVIANA KAMAMY Posted by Ra PA - juin 13, 2025 0 Nitondra fanazavana mikasika ny fanehoan-kevitry nataon’ny solombavambahoaka ny fianakaviana kamamy tamin’ny alalan’ny Kamamy Kรฉilร Josรฉe Magloire arak’izao hitanterana azy izao…
TOAMASINA: Fanavaozana ny tragnon’i Lonaky Rabehava ao Morarano. Posted by feonydemokrasia - fรฉvrier 11, 2024 0 Androany 10 febroary2024, no nifamotoana ireo solotenan’ny Zanak’i Telo troky. ๐ Nitsidika ny Lonaky Rabehava, Iaban’i Biny izy ireo…
Mandritsara | Voapetraka amin’ny toerany ny Mpampanoa lalร na vaovao Posted by feonydemokrasia - juillet 7, 2024 0 (๐ต๐๐๐บ ๐๐พ๐ ๐ ๐๐ ๐พ๐๐๐๐๐ ๐๐บ๐๐บ๐๐บ๐๐๐พ๐๐บ๐๐บ ๐๐ ๐บ๐๐บ๐๐) Miompana am๐n`ny paikady 3 lehibe ny vinam-pitantanan`ny tonia mpampanoa lalร na vaovao eto Mandritsara,…
Morondava : Nozarainy fitaom-pidiovana ireo sekoly ho fisorohana ny valan-aretina conjonctivite bactรฉrienne Posted by feonydemokrasia - janvier 19, 2024 0 ๐ Ho fisorohana ny valan-aretina conjonctivite bactรฉrienne izay areti-maso miparitaka tato ato dia nanao hetsika ny avy eo anivon’ny fitaleovam-paritry…