Fizahan-tany Mahoraka any ivelany Maty notifirin’ny polisy tany Nanterre, Frantsa tany i Naël Posted on mai 13, 2016 at 8:24 am by feonydemokrasia 208 0 Maty notifirin’ny polisy tany Nanterre, Frantsa tany i Naël, tovolahy kely Frantsay rehefa tsy nety nanaraka ny tenin’ny polisy omaly Tezitra tamin’io fihetsika io ny ankamaroan’ny olona any an-toerana ka nisy ny fitokonana alina
𝐍𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐟𝐢𝐚𝐧𝐢𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐕𝐞𝐧𝐞𝐳𝐨𝐞𝐥𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐍𝐢𝐜𝐨𝐥𝐚𝐬 𝐌𝐚𝐝𝐮𝐫𝐨 Posted by feonydemokrasia - janvier 11, 2025 0 Ny filoha Venezoeliana Nicolas Maduro dia nanao fianianana tamin’ny 10 Janoary ho an’ny fepotoam-piasana enin-taona fahatelo manaraka, nandritra ny lanonana…
ZAHAO NY NOSIKO: HAMPIROBOROBOANA NY FIZAHANTANY AMBANIVOHITRA. Posted by feonydemokrasia - avril 10, 2025 0 Matetika no tsy dia voaresaka sy tsy misongadina firy ny tontolo ambanivohitra eo amin’ny sehatry ny fizahantany kanefa manana ny…
HIRAGASY : TAFIDITRA HO HAREM-BAKOKA ANY AMIN’NY UNESCO Posted by feonydemokrasia - décembre 6, 2023 0 Tafiditra amin’ny fomba ofisialy ao anaty lisitry ny harem-bakoka ara-tsain’ny zanak’olombelona nanomboka ny 5 desambra 2023 alina ny Hiragasy. Ity…
FANKALAZANA REJIONALY NY ANDRO MANERAN-TANY HO ANY FIZAHANTANY FARITRA MENABE Posted by feonydemokrasia - octobre 12, 2024 0 ☑Ny faha 17 ny volana septembre lasa teo no nanao ny fankalazana nasionaly ny teto Madagasikara fa ho an’ny faritra…
𝐓𝐎𝐍𝐆𝐀 𝐍𝐈𝐓𝐒𝐈𝐃𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐄𝐍𝐀𝐁𝐄 𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐙𝐀𝐇𝐀𝐍-𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐀𝐒𝐀 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 Posted by feonydemokrasia - octobre 6, 2024 0 Ny alakamisy faha 3 ny volana Octobre no nigadona teto Menabe Ny Minisitry ny Fizahantany sy ny Asa tànana, Ramatoa…