๐…๐€๐๐‰๐€๐Š๐€๐๐€ ๐Œ๐€๐๐€๐Š๐€๐ˆ๐Š๐˜ ๐•๐€๐‡๐Ž๐€๐Š๐€

393 0
Tany amin’ny Kaominina Andromba sy Imerimandroso no nanohizan’ny Prรฉfet an’Ambatondrazaka Dr RAKOTOARIDINA Dieudonnรฉ sy ireo mpiara dia aminy ny TPG na ‘Tournรฉ de Police Gรฉnรฉralย ยป andronay Alatsinainy 02 Desambra 2024.
Voaresaka nandritra ny fihaonan’izy ireo tamin’ireo Sefo Fokontany, Kaomity loharona ary Tangalamena ny fanomanana sy fiatrehana ny fifidianana mba hisian’ny filaminana mialoha mandritra ary aorian’ny fifidianana, voaresaka ihany koa ny mahakasika ny fandriampahelena sy ireo olona mety sadrain’ireo vahoaka eny ifotony.
Nitondra fampafantarana sy fanazavana ny anjara andraikitry ny Fitondram-panjakana manoloana izao fiatrehena ny Fifidianana izao moa ny Prรฉfet an’Ambatondrazaka ary nanentana ny vahoaka ho tonga maro henefa ny adidiny amin’ny 11 Desambra 2024 izao.
Nangonin’i Lova Janร 

Related Post

๐€๐Œ๐๐Ž๐’๐ˆ๐“๐‘๐€
โ€Ž
โ€Ž๐‘ญ๐’‚๐’Ž๐’†๐’๐’‚๐’ƒ๐’†๐’๐’‚๐’“๐’‚๐’-๐’Œ๐’†๐’—๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’๐’Š๐’‚๐’“๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’‚ ๐’•๐’‚๐’Ž๐’Š๐’’๐’๐’š ๐‘ท๐’†ฬ๐’“๐’† ๐‘ท๐’“๐’๐’”๐’‘๐’†๐’“ : ๐‘ป๐’๐’๐’Š๐’‚๐’-๐’…๐’‚๐’‰๐’‚๐’•๐’”๐’๐’“๐’‚๐’•๐’“๐’š ๐’๐’š ๐‘ฎ๐’‚๐’›๐’†๐’•๐’š ๐‘ณ๐’‚๐’Œ๐’“๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐‘ท๐’†ฬ๐’“๐’† ๐‘ฑ๐’‚๐’„๐’’๐’–๐’†, ๐‘ต๐’Š๐’‡๐’‚๐’๐’Š๐’๐’…๐’“๐’‚๐’-๐’…๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’Š๐’‰๐’‚๐’๐’š ๐’Œ๐’๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’’๐’๐’š ๐‘ญ๐’‚๐’Œ๐’‚๐’-๐’Œ๐’†๐’—๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’‰๐’๐’‚๐’’๐’๐’š ๐‘ป๐’‚๐’๐’Ž-๐’ƒ๐’‚๐’๐’—๐’‚๐’ ๐‘ด๐’‚๐’๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’š
โ€Ž
โ€Ž 12 Novambra ,Fark Md Josefa Andrefantsena ,

Posted by - novembre 12, 2025 0
Saika nirona tao amin’ny hoe TSIGNAM-BOLAN’NY ALAHAMADY izany hoe ny eo anelanelan’ny volana Mars sy Aprily ny hevitry mpandala ny…

B I A N C O TOLIARA

Posted by - dรฉcembre 10, 2023 0
B I A N C O TOLIARA 20 Taona androany no nanaovana ny fifanarahana Iraisam-pirenena entina hiadiana amin’ny kolikoly.  …

RAHARAHA FANAPOHANA SOLIKA

Posted by - octobre 22, 2024 0
Olona 24 tompon’antoka no voasambotry ny sampana fikarohana heloka bevava eo anivon’ny zandarimariam_pirenenana taorian’ny fidinana ifotony natao tamina tokatrano 10…