TAMBOHO NIHOTSAKA | 3 MIANAKA NO INDRAY NAMOY NY AINY

257 0
3 Mianaka no indray namoy ny ainy omaly alina teto amin’ny Fokontany Mananjara Fort Voyron, ato amin’ny Boriboritany faha3, eto anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra.
Vokatry ny fihotsahan’ny tamboho izay efa somary nisy fahasimbany, nnanampy trotrakja ihany koa ny rotsak’orana tafahoatra no antony ny loza raha araka ny fanambarana nataon’ireo nanatri-maso.
Manoloana izao voina tsy roa aman-tany izao, dia tonga nankahery sy nitondra izay voatsirambin’ny tanana ho fanampiana ireo niharam-boina ny Soloรนbavambahoaka voafidy tato amin’ity Distrikan’Antananrivo IV, Andriamatoa RAFIDIMANANA Desire, ary hita nampionina ny manaman-jo ary nanao adidy maha Malagasy azy ihany koa i Ramatoa Harilala RAMANANTSOA, izay Kandida ho Ben’ny tanana eto Antananarivo Renivohitra.
Mirary Fihononana feno ho an’ny niaramboina.
Nangoninย ยปi Bevomaso

Related Post

๐’๐š๐›๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐š๐ฆ๐ž๐ก๐š๐ง๐š | ๐…๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐ฏ๐š๐ฅ ๐๐ž๐ฌ ๐€๐ซ๐ญ๐ฌ ๐Œ๐š๐ซ๐ญ๐š๐ฎ๐ฑ

Posted by - janvier 9, 2024 0
๐’๐š๐›๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐š๐ฆ๐ž๐ก๐š๐ง๐š | ๐…๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐ฏ๐š๐ฅ ๐๐ž๐ฌ ๐€๐ซ๐ญ๐ฌ ๐Œ๐š๐ซ๐ญ๐ž๐š๐ฎ๐ฑ — Anisany nanamarika ny famaranana ny taona 2023 lasa teo, teto aminโ€™ny Kaominina…

๐“๐Ž๐‹๐ˆ๐€๐‘๐€ – ๐…๐ˆ๐Š๐€๐Ž๐๐€๐-๐ƒ๐Ž๐‡๐€ ๐‡๐Ž ๐…๐€๐Œ๐€๐‡๐€๐๐€ ๐Ž๐‹๐€๐๐€ ๐Œ๐ˆ๐Š๐€๐’๐ˆ๐Š๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐Œ-๐๐€๐‡๐€๐‹๐„๐Œ๐€๐๐€.

Posted by - avril 11, 2025 0
๐“๐Ž๐‹๐ˆ๐€๐‘๐€ – ๐…๐ˆ๐Š๐€๐Ž๐๐€๐-๐ƒ๐Ž๐‡๐€ ๐‡๐Ž ๐…๐€๐Œ๐€๐‡๐€๐๐€ ๐Ž๐‹๐€๐๐€ ๐Œ๐ˆ๐Š๐€๐’๐ˆ๐Š๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐Œ-๐๐€๐‡๐€๐‹๐„๐Œ๐€๐๐€. Ny lehiben’ny Governemanta NTSAY Christian no mitarika ny delegasionina aty Toliara.…