๐๐๐ง๐๐ข๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ | ๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐
๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐A๐๐
—
Ho fanampiantsika ny tanoran-tsika, dia hisy fampiofanana mikirakira ny ๐๐ฅ๐๐๐ญ๐ซ๐จ๐ง๐ข๐ช๐ฎ๐, ๐๐ฅ๐จ๐ฆ๐๐ข๐๐ซ | ๐
๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐จ๐๐๐ง๐๐ง๐ ๐ฆ๐๐ก๐๐ง๐๐ซ๐จ | ๐
๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐จ๐๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐๐ญ๐ข๐ฌ๐ฌ๐๐ซ๐ข๐ | ๐
๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐จ๐๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐๐ซ๐ค๐๐ญ๐ข๐ง๐ ๐๐ข๐ ๐ข๐ญ๐๐ฅ๐ฒ & ๐๐จ๐ฆ๐ฆ๐ฎ๐ง๐ข๐ญ๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ ๐๐ซ, izay omena ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐ manerana ny Boriboritany enina eto Antananarivo Renivohitra, ary hahazoana marim-pahaizana , fiofanana izay tena azo entina hisehatra aminโny asa avy hatrany, Mpampiofana matianina, ary efa manana traikefa an-taonany maro no hampiofana, koa tongava misoratra anarana.
Kanefa !! kanefa, tsy hijanona aminโizay fotsiny, fa raha sitrakareo, ka ho tonga Benโny tanana ny tenako, dia hotohizana hatrany izany fampiofanana izany, hampitombo ny lentanโny fahalalana hanananโireo tanoran-tsika, koa fidio i Harilala RAMANANTSOA, laharana faha7 aminโny Bileta tokana, hahatratran-tsika ny vinanโny fanabezana sy fampiofanana ho matianina hatrany.
Io no teninโi Ramatoa Harilala RAMANANTSOA raha nitsidika ny Boriboritany faha6 izy io tolakโandro io, vahoaka maro hatrany no tonga nihaino sy nanotrona ny fampielezan-kevitra nataony.
Fa ankoatrโireo, dia nitso-drano anโity vavy tokana ho fidiana ho Benโny tanana ity ny olobenโny Fokontany Anosisoa sy ireo Fkt manodidina, mba hahelo hahalasana, ka ho tonga aminโny tanjona irina, tsy ho solafaka an-dalana. Tamim-pitiavana feno no nandraisanโi Harilala anโizany tso-drano zava-mahery izany.