Ny Alahady 27 Oktobra 2024, tao aminโny Fiangonana Anatirova no nanatanterahina ny Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana ho fangataham-pitahiana sy hanamarihana ny fametrahana ny fikasana rehetra izay notanterahinโi Kandida laharana faha7, Ramatoa Harilala RAMANANTSOA.
Nanapan-kevitra izy ny hanankina ny zavatra rehetra eo am-pelatanananโIlay ANDRIAMANITRA, ANDRIANANAHARY, ho fiandohana aminโizy hatao rehetra, ary aorianโizay vao hiditra an-tsehatra aminโny fidinana ifotony eny anivonโireo Boriborintany enina eto Antananarivo Renivohitra.
Nosafidiany manokana taminโizany ny andinin-tsoratra Masina, izay voasaotra ao aminโny Taratasy nosoratanโi Paoly hoanโny mponina any Roma, Romana 8:31, mivaky toy izao
ยซ Raha Andriamanitra no momba antsika ,Iza no hahatohitra antsika ยป
Tiana ny manamarika fa i ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐น๐ฎ๐น๐ฎ ๐ฅ๐๐ ๐๐ก๐๐ก๐ง๐ฆ๐ข๐ no kandidร tokana natolotry ny Vovonana Isika Rehetra Miaraka amin’i Andry RAJOELINA (IRMAR) amin’izao hazakazaka ho amin’ny fifidianana kaominaly eto an-drenivohitra izao.
Ho anโny kaominina ambanivohitra Bemanonga distrika Morondava dia dimy ireo kandida nanatitra ny taratasy filatsahan-kovidiana teny aminโny OVEC ka iray…
Ny Alarobia 27 desambra 2023, no notontosaina tao amin’ny Sekolim-pirenena manofana ho Mpandraharahan’ny Fonja (ENAP) tao Antetezambaro ny lanonana ara-miaramila…
๐ Araka ny toromarika azo avy any amin’ny foibem-pibaikona ny zandarimariam-pirenena, manolonana ny politika ankapoben’ny fanjakana, amin’ny lafiny filaminana sy…