Nitohy tamin’ny fitsidihana ny Bazar be ny Morondava sy ny Epp Morondava centre; ny tranom-pokon’olona sy ny tao amin’ny Voirie sy ireo fitaom_pitanterana ampiasain’ny kaominina Morondava ary ny toerana famonoan’omby izany avy eo ka nilaza ity masoivoho ity fa hijery izay fomba entina hanampiana ny fitondram-panjakana Malagasy ny tenany ary hitady mpiara-miombon’antoka amin’ny fanarena ireo foto-drafitr’asa ireo.
Nanolotra fitaovam- pitsaboana ho anβny Hopitaly Miaramila ( HOMI) eto Antsiranana ny Fikambanana « Lions Club International « , eto Antsiranana izay…
Ny DistrikanβAmboasary Atsimo, Faritra Anosy no nampiantrano ny fankalazana rejionaly ny andro maneran-tany momba ny ady aminβny fampiasana ankizy ny…