π€π“π‘πˆπŠ’𝐀𝐒𝐀 π‘π„π™πˆπŽππ€π‹π˜ πŒπŽπŒππ€π’𝐍𝐘 π“πŽπ„π“π‘π˜ 𝐍𝐘 π€ππƒπ‘πŽ 2024/2025

669 0

Ho latsaka kokoa nohon’ny tokony ho izy ny rotsak’orana amin’ ny volana Novambra sy Desambra 2024 ary ny Janoary 2025, hisy andro maina lavalava ihany koa ny volana Desambra raha ny volana Martsa 2025 kosa vao hiakatra ny tahan’ny rotsakorana ka tokony mila mahay mitantana ny rano sy hamandoana ireo mpamboly.

Fantatra ireo nandritra ny atrik’asa rezionaly momba ny vinavinan’izay mety ho toetry ny andro amin’ity 2024 ity sy ny taoana 2025 izay natao tao amin’ny Hotel Zamameva Ambatondrazaka androany Alarobia 23 Oktobra 2024.

Ny avy amin’ny fitalevam-paritry ny fitanterana sy famantarana ny toetrandro moa no nikarakara ity atrik’asa ity ka nitarika izany ny talem-paritra Andriamatoa RAKOTOMANGA Landry izay nitondra teny fisaorana ireo tonga nandray anjara rehetra ary nilaza fa vinavina akampobeany ihany ireo rehetra ireo kenefa na izany aza mila miomana amin’ny mety ho fiantraikan’izany ihany ireo mpamboly.

πŸ“ 𝑳𝒐𝒗𝒂 𝑱𝒂𝒏𝒂̀

Related Post

Voapetraka ny taratasin’ny Fandrava

Posted by - avril 7, 2024 0
πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π’π€πŒππŽπ’πˆπ“π‘π€ |π“πšπŸπšπ©πžπ­π«πšπ€πš 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐬𝐲 𝐟𝐒π₯𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐑𝐚𝐧-π€π¨πŸπ’ππ’πšπ§β€™π’ 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐕𝐀 — Anio Alahady 7 Avril 2024 (11h50) Tafapetraka ny atoandro teo ny taratasy filatsahan-kofidiana…