ย Ny Sabotsy faha 13 Oktobra 2024, no nifampitaona nanao fihaonam-be izay notanterahina tao aminโny Espace Anjaratiavina eto Sabotsy Namehana ny Fikambanana ASN na ny Avotra Sabotsy Namehana.
Natao indrindra ity fihaonana ity ho fanomanana ny paipaikโady enti-mampandroso ny Fikambanana ary ihany koa ho fanomanana sy fiatrehana ny Fifidianana Benโny Tanana sy ny Mpanolon-tsaina Kaominaly.
Nahatonga Solon-tena avokoa ny Fokontany 17 eto anivonโny Kaominina Sabotsy Namehana, ary samy naneho fahavononana ny hifanome tanร na sy hifanampy ka hanao soroka miara-milanja sy tongotra miara-mamindra ho hery fanoitra hampandresy ny Fikambanana aminโny fifidiana izay ho hatrehina.
Hery lehibe ho anay hoy ireto Mpilatsaka ho fidiana, izay tarihinโAndriamatoa ๐๐๐ฃ๐ ฬ๐๐ โ๐ธ๐๐๐๐๐๐ธ๐๐ธ๐๐ธ ny fanohanana avy aminareo, koa toky ny homenay fa tsy handraraka ilo mby an-doha izahay.
Tiana ny manamarika, ary hatitraterina hatrany fa Andriamatoa ๐๐ฏ๐จ๐ญ๐ซ๐๐ข๐ง๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, izay lasa Solombavambahoakanโi Madagasika no Ray Mpanorina anโity Fikambana ASN ity, ary taminโny alalanโizany Fikambanana izany no nirotsahany hofidiana ho Benโny Tanana, ka nahatonga azy nibata ny fandresena hatrany. Tonga nanome tso-drano sy fankaherezana hoanโny Mpikambana izyย androany, ary taminโizany no nilazany fa hanohana sy hanampy ity Fikambana najorony ity ny tenany.
Nahazo toky ny Mpikambana rehetra noho izany, ary nilokaloka fa ยซ ๐๐บ๐ ๐๐จ๐๐ต๐๐บ๐ ๐๐ถ๐๐ฐ๐๐จ๐๐จ ๐ต๐ ๐๐จ๐๐ท๐ผ๐ต๐ฟ๐น๐๐บ๐๐จ๐๐จ ๐จ๐โ๐ ๐๐จ๐ฝ๐ถ๐๐บ๐ ๐๐จ๐๐ฌ๐๐จ๐๐จ ยป izay izany rahateo no teny Faneva entina aminโizao fampileezan-kevitra sy hanomboka atsy ho atsy.
Teo ampamaranana, dia nambaranโireo Mpanolon-tsaina Kaominaly izay hofidiana fa ๐ป๐ ๐น๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐ฒ ao anaty ny Bileta tokana no misy ny Lisitra AVOTRA SABOTSY NAMEHANA, tarihinโAndriamatoa ๐๐ฒ๐ฟ๐ผฬ๐บ๐ฒ ๐ฅ๐๐๐ข๐ง๐ข๐ ๐๐๐๐๐