LAHARANA FAHA 3 NY KANDIDA IAKATALY Alihoussen

297 0

Nandritrin’ny antsapaka ny laharana entin’ireo kandida hofidiana ben’ny tanana ato amin’ny kaominina ambonivohitra Morondava dia lahana faha 3 no azon’ny kandida IAKATALY Alihoussen Dit omeo lala Rambo izay nilaza fa ny fampandrosoana ny Morondava ny azy no laharam-pahamehana

Tsara marihina moa fa 5 ireo kandida mpifaninana ato Morondava

Nangonon’i RA PA

Related Post

𝐊𝐚𝐧𝐝𝐢𝐝𝐚 𝐇𝐀𝐑𝐈𝐋𝐀𝐋𝐀 𝐑𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐀 | 𝐇𝐀𝐍𝐎𝐌𝐄 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐑𝐎𝐋𝐀𝐅𝐘 𝐌𝐀𝐈𝐌𝐀𝐈𝐌-𝐏𝐎A𝐍𝐀

Posted by - novembre 21, 2024 0
𝐊𝐚𝐧𝐝𝐢𝐝𝐚 𝐇𝐀𝐑𝐈𝐋𝐀𝐋𝐀 𝐑𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐀 | 𝐇𝐀𝐍𝐎𝐌𝐄 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐑𝐎𝐋𝐀𝐅𝐘 𝐌𝐀𝐈𝐌𝐀𝐈𝐌-𝐏𝐎A𝐍𝐀 — Ho fanampiantsika ny tanoran-tsika, dia hisy fampiofanana mikirakira ny 𝐄𝐥𝐞𝐜𝐭𝐫𝐨𝐧𝐢𝐪𝐮𝐞, 𝐏𝐥𝐨𝐦𝐛𝐢𝐞𝐫…