OVEC MORONDAVA NIZOTRA AMPILAMINANA NY ANTSAPAKA HO AN’IREO KANDIDA ANDROANY

402 0

Nototonsaina androany tao amin’ny tranoben’ny tanora ny atsapaka ny laharana entin’ireo kandida amin’ny fifidianana ben’ny tanana izay atao ny faha 11 Décembre ho avy izao izay notarihin’ireo ratsaman-gaikan’ny CENI ato amin’ny distrikan’ny Morondava izay notronon’ny Prefet ny Morondava sy ny loholon’ny Madagasika avy ato amin’ny faritanin’ny Toliara.
Nandritr’izany no nanomezana torimarika ireo kandida amin’ny azo atao sy tsy azo atao mialohan’ny fampielezan-kevitra sy mandritrin’ny fampielezan-kevitra ary ao anatin’ny andron’ny fifidianana .
Somary nanaitra ny maro nandritra izany ny nataon’ny mpanaradia ny kandida IRMAR avy ao amin’ny kaominina Analaiva izay naneho fihetsika fampielezan-kevitra tao amin’ny efitrano nanaovana ny antsapaka ka nahatonga ny Prefet ny Morondava hampatsiahy fa mbola tsy fotoanan’ny fampielezan-kevitra izao
Nangonin’i RA PA

Related Post

Nafana ny fandraisan’ny vahoakan’ny Kaominina Anjeva Gara ny Kandida N°3

Posted by - mai 26, 2024 0
𝐍𝐀𝐅𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐉𝐄𝐕𝐀 𝐆𝐀𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐍𝐃𝐈𝐃𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍𝐊𝐈𝐍𝐀 𝐋𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐇𝐀 𝟑 – 𝐀𝐕𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐒𝐘 𝐉𝐈𝐌𝐌𝐘 — Anio Alahady 26…