FISORATA MPANAMBADIANY FAOBE FIANGONANA FJKM

655 0
Mpivady miisa 16 vita fisorata ara-panjakana ary 26 natao batisa avy aminy Fiangonana FJKM Fitandremana Ampasibola teto amin’ny kianja Andavaniobe izay tarihin’ny mpitandrina RASOLOMANANA SANDANOMENJANAHARY Aina Malala nandritra ny fivoriany fiangonana , ka ny Ben’ny Tanana Kaominina Soanierana Ivongo Mpisolotoerana JEAN CHRYSOSTOME nanatanteraka ny fisorata mpanambadiana ara-panjakana .
Mbola mafy ny asa miandry hoy ny mpitandrina amin’ny fananganana ny fiangonana aminy renivohitry ny fitandremana Ampasimbola, ary atao ny ezaka aminy hitaritana ireo mpiangona hiroso aminy fisoratampanambadiany , mananika ny 646 mahery ireo kristianina tonga niangona .

Related Post

𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – πŒππ€ππ€πŒππ˜ ππ€πŒπ€πƒπˆπŠπ€ πŒππ€πŒππˆπ€π’π€ π€π™π˜

Posted by - fΓ©vrier 9, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – πŒππ€ππ€πŒππ˜ ππ€πŒπ€πƒπˆπŠπ€ πŒππ€πŒππˆπ€π’π€ π€π™π˜ (𝐍𝐚𝐧𝐠𝐚π₯𝐚𝐫𝐒𝐧𝐲 𝐚𝐯𝐨𝐀𝐨𝐚 𝐧𝐲 𝐀𝐨𝐣𝐚𝐀𝐨𝐣𝐚 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐧-𝐭𝐨𝐀𝐚𝐧𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨, 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐬𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐨𝐝𝐲 πšπ¦π›πšπ§π’π―π¨π‘π’π­π«πš 𝐚𝐯𝐲 𝐞𝐨…)   ✦Tovovavy iray…

π‡π€π“π€πŽ π•π€πŠπŽπŠπ€ πŒπ„ππ„ππ‘π€ππ“π€ππ˜ 𝐍𝐘 𝐆𝐀DπŽππ€ π“π’π€ππˆπŠπ„.

Posted by - mars 4, 2024 0
Noraisin’ny Prefen’i Toliara SOLONDRAZA Arson Theodolin Lydore AdorΓ© ireo delegasionina avy amin’ny minisiteran’ny Serasera sy Kolotsaina izay notarihan’ny Tale jeneralin’ny…