NAMEHANA : LOZAM-PIFAMOIVOIZANA 3 NARATRA MAFY

524 0
Tokony ho Ora iray lasa izay no nitrangan’ity LOZAM-PIFAMOIVOIZANA teto @ fkt Amorondria Namehana ( mitsofoka antsofinondry mivoaka lalam-baovao Ivato).
Lehilahy miisa 4 no tao anatin’ilay fiara 4*4 tsy mataho-dalana ary naratra mafy ny 3 t@izy ireo noho ilay fiara nivadibadika ( nisy tapaka ny tanan’izy ireo raha toa ka nahita ratra mafy ihany koa ny lohan’ny hafa).
🛑Raha ny nambaran’ny nanatry maso,fandehanana mafy no antony nahatonga izao loza izao.
â›” Noentina nihazo ny toeram-pitsaboana avy hatrany izy ireo hisitraka ny fitsaboana tandrify azy avy.
Nangonin’i  Malala Tsa

Related Post

Tobim-piantsonana Andohatapenaka

Posted by - décembre 26, 2024 0
Miankina amin’ny mpamily ny 80 isanjato eny amin’ny lalana hoy ny tompon’andraikitra eo anivon’ny tobim-piantsonana Andohatapenaka Andriamatoa Fidy RANAIVOSON. Manentana…

SEKOLY AMBONY KATOLIKA ASJA MORAMANGA

Posted by - octobre 1, 2024 0
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy n’y Alatsinainy faran’ny volana septambra teo ny « universitĂ© catholique ASJA Moramanga », sekoly Ambony eo ambanin’ny fiahian’i…