๐Œ๐€๐๐€๐Š๐€๐‘๐€ | ๐Œ๐ˆ๐‘๐Ž๐๐†๐€๐“๐‘๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐Ž๐‘๐„๐๐€๐๐€ ๐“๐’๐˜ ๐Œ๐€๐๐€๐‘๐€-๐ƒ๐€๐‹๐€๐๐€

128 0
๐Ÿ“Œ Tena azo atao ve sa ยซย ๐œ๐จ๐ง๐ฌ๐ญ๐ซ๐ฎ๐œ๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐ข๐ฅ๐ฅ๐ข๐œ๐ข๐ญ๐žย ยป ity รฉtage Kely miforona ao bazar ity? Araka ny heno mantsy dia tsy nahazoana alalร na avy tamin’ireo conseiller ny commune izy ity ka tsara raha mazava sao hanahirana ny ho Maire vaovao izay hitondra eo.
๐Ÿ“Œ Ka tsara dia tsara raha fantarina ihany satria tsy misy zavatra tsara mihoatra ny mangarahara. Mila fantarina mialoha ihany koa ireo contrat de bail izay heno Etsy sy Eroa fa tsy mandalo fivoriana sy fanapahan’ireo conseiller raha araka ny feo mandeha.
๐Ÿ“Œ Fanontaniana ihany ho antsika afaka mamaly izany ialร na amin’ny olana any aoriana
Nangonin’i Bevomaso

Related Post

Voin-kava Mahatratra

Posted by - juin 18, 2024 0
Nitrangany hain-trano mahatsiravina tao amin’ny Fokontany Ambatamandey, kaominina Tanambao Daoud, Distrikan’i Sambava omaly Ka tsy niandry ela ny tompon’andraikitra isan-tsokajiny…

Fiarovam-pirenena โ€” Fanavaozana lehibe eo anivonโ€™ny Zandarimariam-pirenena

Posted by - novembre 16, 2025 0
๐…๐ข๐š๐ซ๐จ๐ฏ๐š๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š โ€” ๐…๐š๐ง๐š๐ฏ๐š๐จ๐ณ๐š๐ง๐š ๐ฅ๐ž๐ก๐ข๐›๐ž ๐ž๐จ ๐š๐ง๐ข๐ฏ๐จ๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐™๐š๐ง๐๐š๐ซ๐ข๐ฆ๐š๐ซ๐ข๐š๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š Hoentina manakaiky kokoa ny vahoaka sy hamaly ny filร nโ€™ny fiarahamonina aminโ€™izao fotoana izao…