๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€ ๐Œ๐Ž๐‘๐Ž๐๐ƒ๐€๐•๐€ : ๐Œ๐๐Ž๐‹๐€ ๐Œ๐ˆ๐’๐˜ ๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ ๐“๐’๐˜ ๐Œ๐ˆ๐’๐˜ ๐Š๐€๐๐ƒ๐ˆ๐ƒ๐€ ๐‡๐€๐“๐‘๐„๐“๐Ž

306 0

Aminโ€™izao iray andro mialohanโ€™ny hikatonanโ€™ny fotoana fametrahana ny taratasy firotsahana ho fidiana benโ€™ny tanana izao 11 hatreto ireo kandida efa nametraka ny taratasy firotsahan-kofidiny ato aminโ€™ireo kaominina enina mandrafitra ny distrikanโ€™ny Morondava ka telo ho anโ€™ny kaominina ambanivohitra Bemanongaย ; ย telo ย koa ho anโ€™ny kaominina ambanivohitra Marofandilia raha iray ho anโ€™ny kaominina ambanivohitra Belo sur Mer ary telo ho anโ€™ny kaominina ambanivohitra Befasyย , ho anโ€™ny kaominina ambonivohitra Morondava iray raha mbola tsy misy kosa ny kaominina ambanivohitra Analaiva

Hatreto dia mbola iray ihany ny ย kandida natolotry ny antoko nametraka taratasy filatsahan-kofidiana eo anivonโ€™ny OVEC Morondava izay natolotry ny antoko ย ARB ao aminโ€™ny kaominina ambanivohitra Bemanonga ย fa ireo kandida folo kosa dia aminโ€™ny anaranโ€™ny tsy miankina avokoa ย no hirotsahanany

Nangoninโ€™i RA PA

Related Post

๐Ÿณ ๐—™๐—˜๐—ฉ๐—ฅ๐—œ๐—˜๐—ฅ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿต -๐Ÿณ ๐—™๐—˜๐—ฉ๐—ฅ๐—œ๐—˜๐—ฅ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑย ยป

Posted by - fรฉvrier 7, 2025 0
ย ยป ๐‘ป๐’”๐’š ๐’Ž๐’‚๐’•๐’š ๐’‚๐’•๐’ ๐’‚๐’-๐’•๐’”๐’‚๐’Š๐’Œ๐’ ๐’‚๐’“๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’•๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’๐’š ๐’‡๐’๐’Œ๐’ ๐’๐’š ๐’“๐’‚๐’•๐’“๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’ƒ๐’‚๐’๐’ˆ๐’‚ ๐’๐’‚๐’—๐’†๐’๐’‚๐’’๐’Š๐’“๐’†๐’ ๐’‰๐’‚๐’—๐’‚๐’๐’•๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’๐’‚๐’—๐’ ๐’‰๐’ ๐’‚๐’โ€™๐’๐’š ๐‘ป๐’‚๐’๐’Š๐’๐’…๐’“๐’‚๐’›๐’‚๐’๐’‚ย ยป…