πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ π€πŒππŽππˆπ•πŽπ‡πˆπ“π‘π€ πŒπŽπ‘πŽππƒπ€π•π€ : π‘π€π’πŽπ‹πŽπ…πŽπŒπ€ππ€ππ€ 𝐉𝐄𝐀𝐍 πŒπ€π‘πˆπŽ ππ€πππ€πƒπ€πŠπˆπ’ 𝐍𝐎 πŠπ€πƒπˆπƒπ€ π•πŽπ€π‹πŽπ‡π€ππ˜ ππ€πŒπ„π“π‘π€πŠπ€ 𝐍𝐘 π“π€π‘π€π“π€π’π˜ π…πˆπ‘πŽπ“π’π€π‡π€ππ˜ π‡πŽ π…πˆπƒπˆπ€ππ€ ππ„πβ€™ππ˜ 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀

231 0

Androany faha 25 Septembre tamin’ny 11ora no tonga teo anivon’ny OVEC Morondava ny kandida Rasolofomanana Jean Mario Pappadakis sy ireo Mpanolotsaina iray lisitra aminy izay tarihin-dramatoa Davidson Pulcheri Jeannie ary ireo Β mpiara –dia aminy nametraka ny taratasy firotsahan-kofidiany ho ben’ny tanana sy ho mpanolon-tsainan’ny kaominina ambonivohitra Morondava amin’ny anaran’ny tsy miankina moa no hirotsahan’izy ireo

Izy moa no kandida voalohany nametraka ny taratasy firotsahan-kofidiana voalohany raha ny eto amin’ny kaominina ambonivohitry Morondava

Araky ny nambarany moa dia ftoana izao hanaovana vali-babeana ho an’ny Morondava ka izay no antony nanosika azy hirotsaka ho fidiana ben’ny tanana eto Morondava satria matsiaro manana adidy amin’ny fampandrosoana sy fanatsarana ny kaominina aambonivohitra Morondava ny tenanany hoy hatrany izy

Nangonin’i RA PA

Related Post

𝑫𝒓 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’… (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑡- 𝑻𝑨𝑡𝑰𝑡𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑡𝑨 𝑡𝑢 𝑡𝑨𝑡𝑢𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑡𝑢𝑹𝑰𝑡𝑨 𝑻𝑢𝑩𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝒁𝑨𝑡𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨

Posted by - dΓ©cembre 4, 2023 0
𝑫𝒓 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’… (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑡- 𝑻𝑨𝑡𝑰𝑡𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑡𝑨 𝑡𝑢 𝑡𝑨𝑡𝑢𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑡𝑢𝑹𝑰𝑡𝑨 𝑻𝑢𝑩𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝒁𝑨𝑡𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨 Hoy ny 𝑫𝒓 𝑹𝑨𝑲𝑢𝑻𝑢𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’…, Mpikaroka Raokandro Malagasy,…