๐…๐ˆ๐Š๐€๐Œ๐๐€๐๐€๐๐€ ๐…๐€๐‘๐Œ | ๐๐€๐๐€๐“๐€๐๐“๐„๐‘๐€๐Š๐€ ๐…๐ˆ๐Ž๐…๐€๐๐€๐๐€ ๐Œ๐€๐‡๐€๐Š๐€๐’๐ˆ๐Š๐€ ๐๐˜ ๐‡๐„๐‘๐ˆ๐’๐„๐“๐‘๐€ ๐Œ๐ˆ๐…๐Ž๐“๐Ž๐“๐‘๐€ ๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐‹๐€๐‡๐˜ ๐’๐˜ ๐Œ๐€๐‡๐€๐•๐€๐•๐˜ ๐“๐€๐๐˜ ๐’๐€๐ƒ๐€๐๐„

513 0
๐Ÿ“Œ Aminโ€™ny maha Fikambanam-behivavy miahy ny Vehivavy tantsaha Malagasy ny Fikambanana FARM na ny Femmes en Action Rurales de Madagascar dia anisanโ€™ny tsy ataony ambanin-javatra ny fanomezana fiofanana ireo Mpikambana ao aminy mba hirosoana hankany aminโ€™ny tsaratsara kokoa.
๐Ÿ“Œ Fantatra fa efa faritra maro manerana ny Nosy no efa nanatanterahana fiofanana marolafy, mifototra indrindra aminโ€™ny fampandrosoana ifotony, fizarana fahaiza-manao, fizarana trai-kefa sy hai-zatra aminโ€™ny fahaiza-mitarika, mba ho vehivavy mahavita tena aminโ€™ny lafiny rehetra ny Mpikambana tsirairay.
๐Ÿ“Œ Androany ร ry, dia ireo Mpikambana FARM miisa 50 vavy teo ho eo ao aminโ€™ny Kaominina SADABE, Distrika Manjakandriana, Faritra Analamanga no nisitraka fampiofanana manokana aminโ€™ny ady aminโ€™ny herisetra izay mifototra aminโ€™ny mahalahy sy mahavavy, io ilay antsoinga aminโ€™ny teny teknika hoe ยซ ๐—ฉ๐—•๐—š : Violence basรฉe sur le genreยป.

๐Ÿ“Œ Tonga nampiofana izany ny teknisianina matianina eto anivonโ€™ny Farm, Ramatoa Ny Hasina ANDRIANTSEHENOMAMONJY, fiofanana naharitra adim-pamantaranandro 4 teo ho eo.
๐Ÿ“Œ Hita taratra fa mahaliana ny Mpikambana ity fiofanana ity, satria ankoatry ny nanovozam-pahalalana maro, dia nahafahana nifankafantatra misimisy kokoa eo anivonโ€™ny samy mpikambana, ny fangatahanโ€™ireto andiam-bevivavy mpikambana ireto moa dia ny hitohizanโ€™ny fiofanana tahaka izao.
๐‘ต๐’š ๐’—๐’†๐’‰๐’Š๐’—๐’‚๐’—๐’š ๐’Ž๐’‚๐’‰๐’‚๐’š ๐’“๐’‚๐’‰๐’‚ ๐’•๐’๐’Œ๐’๐’‚ ๐’•๐’”๐’š ๐’—๐’†๐’“๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’…๐’†๐’‰๐’‚ !!
Nangonin ‘Lay Mahintsy

Related Post

๐—ง๐—ผ๐—ท๐—ผ ๐—ฅ๐—”๐— ๐—œ๐—Ÿ๐—œ๐—”๐—ก๐—ง๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—ข๐—” ๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ก’๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—ž๐—”๐—ก๐——๐—œ๐——๐—” ๐—›๐—œ๐—ฆ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ง๐—˜๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—ฃ๐—”๐—ก๐—”๐—ข ๐—š๐—”๐—ญ๐—˜๐—ง๐—ฌ ๐—”๐—ข ๐—”๐— ๐—œ๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—–๐—˜๐—ก๐—œ

Posted by - avril 8, 2026 0
๐—ง๐—ผ๐—ท๐—ผ ๐—ฅ๐—”๐— ๐—œ๐—Ÿ๐—œ๐—”๐—ก๐—ง๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—ข๐—” ๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ก’๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—ž๐—”๐—ก๐——๐—œ๐——๐—” ๐—›๐—œ๐—ฆ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ง๐—˜๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—ฃ๐—”๐—ก๐—”๐—ข ๐—š๐—”๐—ญ๐—˜๐—ง๐—ฌ ๐—”๐—ข ๐—”๐— ๐—œ๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—–๐—˜๐—ก๐—œ ——– ๐—ž๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฑ๐—ฎ – ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ต๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—น๐—ผ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐— ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—š๐—ฎ๐˜‡๐—ฒ๐˜๐˜† ๐—ฒ๐—ผ…