๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐’๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐
/๐๐๐๐
แดขแดแดแด 30 แดแดษขแดsษชแดสแด 2024 ,แดาษชแดสแดษดแด แดแดสแดสแดแดแด ษดส าแดสษชแดสแด
Namory ireo vehivavy filohana fikambanan sy tompon’andraikitra ny KMF/CNOE
Mbola ambany ny taham-pandraisana andraikitry ny vehivavy eto amin’ny firenena
Mbola misy kolotsaina Malagasy izay manindrahindra ny lehilahy
Amporisihana araka izany ho sahy indrindra hirotsaka ho fidiana amin’ny fifidianana ho avy ny vehivavy
Nisy ny fizarana traikefa nataon’ireo vevivavy topon’andraikitra tao ihany koa ny lehilahy
Nisy ny adihevitra ka vahaolana naroso dia ny famporisihana dieny mbola kely zazavavy sy ny tanora vavy any an-tsekoly ho sahy sy handray andraikitra
Misy ny kolotsaina Malagasy efa tokony hiova hanaraka ny toetrandro hanome sehetra ny vehivavy.
Nangonin’i Fenitra Arri Anne Fenitra Arri Anne