KONGRESY NASIONALY TANORA MARIALY VESASIANINA MADAGASIKARA III.

642 0
Nanomboka ny Alakamisy faha 8 Aogositra 2024 ny lamesa fanokafana ny Kongresy Nasionaly andiany faha-3 izay natao tao amin’ny petite séminaire Mandaniresaka Antsirabe , iombonan’ireo TMV ( Tanora Marialy Vesasianina) manerana ny Diosezy 16 eto Madagasikara,
Tanora manodidina ny 2 000 no manatrika ity kongresy nationaly TMV MADA III 2024 ity izay tanterahina eto amnin’ny diosezin’Antsirabe ary mifarana ny Alahady hoavy izao.
📝Haintso Antsirabe

Related Post

Toamasina, zaza tsy ampy taona nifanao valifaty

Posted by - novembre 23, 2024 0
𝐓𝐫𝐚𝐧𝐠𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐦𝐨𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐁𝐞𝐭𝐚𝐢𝐧𝐨𝐦𝐛𝐲: 𝐀𝐧𝐤𝐢𝐳𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐦𝐩𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐟𝐢𝐤𝐚 𝐤𝐚 𝟐 𝐧𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐢𝐫𝐚𝐲 𝐦𝐢𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐲. Samy mbola mpianatra…