Niaradia taminy ireo mpitandro ny filaminana, ny talem-paritry ny fambolena sy fiompiana, ny avy ao amin’ny fitalevam-paritry ny fanajariana ny tany sy ny fananantany ary ireo tompon’andraikitra eny ifotony nahitana ny Ben’ny tanana sy ny delege mpanjakana nihaino sy namaha ny olana sedrain’ireo vahoaka mahakasika ny ady tany ifandirana amin’ny orinasa Silac.
Efa an-taonany maro tokoa mantsy no nisian’io olana sy fifandirana io ka izao nanaovana fidinana ifotony izao ary dia nahitana vahaolana koa velom-pisaorana ireo vahoaka.
Ho fanatanterahana ny tetik`asam-panjakaa araka ireo ezaka tsy maintsy tratrarina dia isany distrika hisitraka parc solaire i Mandritsara. Hanampy tosika…
Ratsimandrava Richard dia miaramila sy mpitondra fanjakana malagasy, teraka tamin’ ny 21 Marsa 1931 tao Mangarivotra, Antananarivo ary maty tamin’ ny 11 Febroary 1975…