๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ – ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ณ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ผ๐—ฏ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ฏ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ป๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป`๐—ป๐˜† ๐— ๐—ฝ๐—ถ๐—ป๐—ผ ๐—ฆ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ผ

371 0
๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ – ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ณ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ผ๐—ฏ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ฏ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ป๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป`๐—ป๐˜† ๐— ๐—ฝ๐—ถ๐—ป๐—ผ ๐—ฆ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ผ
(๐–ญ๐—‚๐–ฟ๐—‚๐–ฝ๐—’ ๐—‚๐—“๐–บ๐—’ ๐—๐—ˆ ๐–ฟ๐—‚๐—…๐—ˆ๐—๐–บ ๐—‚๐—“๐—’ ๐—‚๐—‹๐–พ๐—ˆ, ๐—๐—ˆ๐–บ๐–ฟ๐—‚๐–ฝ๐—’ ๐—‚ ๐– ๐—…๐—’)
โœฆ Manana ny sata ara-panjakana mifehy azy ny ๐‘ญ๐’Š๐’Œ๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’๐’‚๐’`๐’๐’š ๐‘ด๐’‘๐’Š๐’๐’ ๐‘บ๐’Š๐’๐’‚๐’Ž๐’ eto Mandritsara, izy ireo izay mivondrona amin`ny foto-kevitra ijoroany indrindra eo amin`ny fampiroboroboana ny finoana Silamo. Eo koa ny fizahana vahaolana eo amin`ny samy mpino. Tsy manilika n`iza n`iza ny fikambanana fa misokatra ho an`ny rehetra izay vonona hanaraka fitsipika mifehy misy ao anatiny.
Mariky ny firaisankina ao anatin`ny fikambanana dia nanatontosa fifidianana Amir na filoha mitantana fikambanana ity androany zoma 19 jolay. I Aly no lany hitantana ny fikambanan`ny Mpino Silamo eto Mandritsara nandritra latsa-bato natao tao an-tranompokonolona Madritsara Vaovao.
Roa no nirotsan-kofidiana tamin`izany, 56 ny mpino tonga nandrotsa-bato. Nilamina ny fizotran`ny fifidianana izay natrehan`ny mambra avy amin`ny OMC, nahitana lehiben`ny fampanoavana, solontenan`ny lehiben`ny distrika ary ny solontenan`ny olom-boafidy.
Nangonin`i ๐‘ช๐’๐’‚๐’–๐’…๐’Š๐’

Related Post

Fisolokiana miseho amin’ny Cash Point eto Mandritsara | Namory mpanao cash point ny lehiben`ny kompania

Posted by - fรฉvrier 24, 2024 0
๐Œ๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š – ๐Œ๐š๐ง๐จ๐ฆ๐›๐จ๐ค๐š ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ณ๐จ ๐ฏ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ฌ๐จ๐ฅ๐จ๐ค๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐š ๐š๐ฆ๐ข๐ง`๐ง๐ฒ ๐‚๐š๐ฌ๐ก ๐๐จ๐ข๐ง๐ญ ( Namory mpanao cash point ny lehiben`ny kompania) โœฆCash…