Tsy afaka miala @ fivoaran’ny tekinaolojia sy ny fanantontolona itsony isika eto Madagasikara fa indrindra ireo mpianatra hoamin’ny filan’izy ireo eo @ izay sehatry ny fampianarana izay.
Ny tanjona @ ity fampianarana ity Dia ny ahafehezan’ny ankizy sahady ny fikirakiraina ny solosaina fa indrindra ny resaka « codingΒ Β» ary ihany koa ny fidiran’ny ankizy Malagasy ao anatin’ny tontolo nomerika tanteraka.
Tonga namaly ny fangatahan’ireo fikambanan’ny mpanjono ato Mantanito fokotany Avaradrova Kaominina Ambonivohitry Morondava androany ny solombavambahoakan’ny Madagasikara voafidy tato amin’ny…
Notanterahina ny Talata 12 Martsa 2025 tao amin’ny toeram-pivorian’ny tranobe an’ny Kolontsaina sy serasera Ambatondrazaka ny « Premier conseils des directeurs…