(๐ต๐๐๐บ ๐๐พ๐
๐ ๐๐ ๐พ๐๐๐๐๐ ๐๐บ๐๐บ๐๐บ๐๐๐พ๐๐บ๐๐บ ๐๐ ๐บ๐๐บ๐๐)
Miompana am๐n`ny paikady 3 lehibe ny vinam-pitantanan`ny tonia mpampanoa lalร na vaovao eto Mandritsara, Andrรฉ Andrimpirenena. Ny fametrahana ny fampanoavana zakan`ny daholobe, fanajana ny zon`olombelona, ary ny sehatra mifandraika amin`ny fampandrosoana.
