๐
๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ – ๐๐ฌ๐ฒ ๐ก๐จ ๐ฌ๐๐ก๐ข๐ซ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ค๐๐ฆ๐๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐ฆ๐ข๐ง`๐ง๐ฒ ๐๐๐ฆ๐จ๐ฅ๐๐ฏ๐จ๐ฅ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐๐ฆ๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ง๐๐ญ๐ซ๐ ๐ก๐๐ง๐๐ญ๐ซ๐๐ญ๐ซ๐ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐๐ง๐ฃ๐จ๐ง๐
(Nisitraka fampitaovana mamaly filana amin`ny fiatrehana fianarana eny amin`ny anjery manontolo ny fikambanana)
โฆ Iankinan`ny fahombiazana amin`ny fanohizana fianarana amin`ny sehatra ambony toy ny anjery manontolo ny fiombonan`ny mpianatra amin`ny alalan`ny fikambanana iray. Isany malaza amin`ny firaisankina amin`ny samy mpianatra izay ny ๐ญ๐ด๐จ๐จ๐ป๐ด (๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐`๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐ ๐ป๐๐๐๐`๐ ๐ด๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐) izay nijoro efa 20 taona mahery. Noho ny fifankatiavana misy amin`ny fikambanana ity dia tonga nanolotra fampitaovana mamaly filan`ny mpianatra amin`ny fiatrehana fianarana ho an`ny mpianatra zanaka Mandritsara mandranto fianarana ao amin`ny Oniversiten`i Mahajanga i Dr RAKOTONDRAZANDRY Jeannin Nicolas sy vadiny, ny zoma 21 Jona 2024 teo.
โฆTsy ho sahirana ny fikambanana amin`ny famolavolana ny mpianatra hanatratra ny tanjona kendrena satria nisitraka : Ordinateur portable, Imprimante, Papier, Telephone Itel avy tamin`i Dr Jeannin Nicolas, (Enseignant vacataire anivon`ny fakiolten`ny Siansa ao amin`ny Oniversiten`i Mahajanga). Nizara tamin`ireo zanak`Androna koa izy ny ara-kevitra momba ny fametrahana tanjona amin`ny fianarana rantovina.
โฆVelompisaorana tanteraka ireo mpianatra satria voavaha ny olanโizy ireo eo aminโny lafiny ara-pitaovana ka ho fahombiazana no ho azo.
Tamparanana nirary soa sy nitsodrano ireo mpianatra izy mivady mba ho tafita aminโny tanjona iriny avy.