10 0
๐Ÿ”ด Tonga androany 14 novambra, sidina in-droa miantoana ireo antontan-taratasy saropady hampiasaina amin’ny fifidianana Ben’ny tanร na sy Mpanolotsaina ho tontosaina ny 11 Desambra 2024 ho avy izao.
๐Ÿ”ด Natonta tao Afrika Atsimo. Ary ny andiany fahatelo kosa dia ho avy rahampitso maraina. Izany dia ahitana ireo :
โœ… Bileta tokana (Bulletins uniques)
โœ… Fitanana an-tsoratra ny fizotry ny latsabato (PV)
โœ… Fitanana an-tsoratra ny fanisam-bato (FDP : Feuilles de dรฉpouillement)
โœ… Valopy tsy azo sokafana (Enveloppes inviolables)
๐Ÿ”ด Hanomboka amin’ ity herinandro ity ihany ny fanapariahana ireo entana manerana ny lafivalon’ny nosy.
๐Ÿ”ดMaro ireo ๐—ณ๐—ฒ๐—ฝ๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—–๐—˜๐—ก๐—œ mialoha sy mandritra ny fanapariahana izany mandrapahatonganโ€™izy ireny eny amin’ny birao fandatsaham-bato.
ยฉ๏ธ Ceni Madagascar

Related Post

Posted by - dรฉcembre 6, 2023 0
LALANA FASANY KARANA —– Asiam-panamboarana ny lalana miainga eo Ankadimbahoaka, miazo an’iny lalana mankany amin’ny Fasankarana iny.   Somary misy…

VONJEO MAROANAKOMBY FA ATAON’NY DAHALO TAMPIM-BARAVARANA IREO MPIFINDRA MONINA

Posted by - janvier 14, 2024 0
๐•๐Ž๐๐‰๐„๐Ž ๐Œ๐€๐‘๐Ž๐€๐๐€๐Š๐Ž๐Œ๐๐˜ ๐…๐€ ๐€๐“๐€๐Ž๐’๐๐˜ ๐ƒ๐€๐‡๐€๐‹๐Ž ๐“๐€๐Œ๐๐ˆ๐Œ-๐๐€๐‘๐€๐•๐€๐‘๐€๐๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐Œ๐๐ˆ๐…๐ˆ๐๐ƒ๐‘๐€ ๐Œ๐Ž๐๐ˆ๐๐€ —   Vonjeo MAROANAKOMBY, ( FKT Maroanakomby , Commune Rurale Mandrosonoro,…