ππ€ππˆπ’π€ππ€ | 𝐓𝐑𝐀-π“π„π‡π€πŠπˆπ’𝐍𝐘 πŒππˆπ“π€ππƒπ‘πŽ π…πˆπ‹π€πŒπˆππ€ππ€ πˆπ‹π€π˜ π“πŽπ•πŽπ‹π€π‡π˜ πŒππ€ππ†π€π‹π€π“π‘π€ π“πŽππ†πŽ-πƒπ‘πŽπ€

641 0
Raha samy variana amin’ny filaharan-drano ny olona, ary samy sondriana amin’ny raharaha sahaniny ny ankabeazan’ny saramba ben’n vahoka, dia misy ireo mitsivalam-pandry manararaotra ny fahasahiran’ny hafa.
Tovolahy iray sahabo ho 20 taona eo ho eo, no niezaka nanosika MΓ΄tΓ΄ amin’iny lalam-be migodana, na ilay antsoina hoe Β Β» Rocade IarivoΒ Β» iny, nosakan’ny Mpitandro filaminana ny anao lahy, ary nanontaniana hoe aiza ny papier, dia milaza izy fa ao, nanontaniana ihany koa izy hoe aiza ny lakile, dia tsy nana-kavaly ity Mpangalatra. Fotoana fohy taorian’izay, indro ny tompon’ny kodiarandroa fa efa niezaka nanenjika avy ato aoriana, ka vaky barara teo ity farany.
Notazonina ao amin’ny Polisy 8eme izy, mialohan’ny hanolorana azy eo anatrehan’ny fitsarana.
Nangonin ‘Lay Mahitsy

Related Post

ππ‘π„π…π„πŠπ“πˆπŽπ‘π€π’𝐈 π“πŽπ‹πˆπ€π‘π€

Posted by - avril 17, 2024 0
𝑭𝑨𝑴𝑬𝑻𝑹𝑨𝑯𝑨𝑡𝑨 𝑭𝑨𝑡𝑫𝑹𝑰𝑨𝑴𝑷𝑨𝑯𝑨𝑳𝑬𝑴𝑨𝑡𝑨 𝑴𝑰𝑨𝑳𝑢𝑯𝑨, 𝑴𝑨𝑡𝑫𝑹𝑰𝑻𝑹𝑨 𝑨𝑹𝒀 𝑨𝑢𝑹𝑰𝑨𝑡’𝑡𝒀 𝑭𝑰𝑭𝑰𝑫𝑰𝑨𝑡𝑨𝑡𝑨 𝑭𝑨𝑡𝑨𝑻𝑨𝑡𝑻𝑬𝑹𝑨𝑯𝑨𝑡𝑨 𝑡𝒀 𝑷𝑢𝑳𝑰𝑻𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑡𝑲𝑨𝑷𝑢𝑩𝑬𝑡𝒀 𝑡𝒀 𝑭𝑨𝑡𝑱𝑨𝑲𝑨𝑡𝑨 𝑰𝒁𝑨𝒀 𝑴𝑰𝑭𝑨𝑡𝑨𝑹𝑨𝑲𝑨 𝑨𝑴𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝑽𝑬𝑳𝑰𝑹𝑨𝑡𝑢𝑡’𝑡𝒀 𝑭𝑰𝑳𝑢𝑯𝑨𝑴-𝑷𝑰𝑹𝑬𝑡𝑬𝑡𝑨 𝑭𝑨𝑴𝑬𝑹𝑬𝑡𝑨𝑡𝑨 𝑰𝑡𝑫𝑹𝑨𝒀…