✍Omaly, Alatsinainy 15 Aprily 2024
✔Fivoriana nametrahana ny lamina sy paikady amin’ny #andrimasom_pokonolona (#Njado)
✔Koa nanomboka omaly alina dia miasa avy hatrany ny ekipa.
✔Misy ny fisavana karatra ho atao manomboka amin’ny 10ora alina ka hatramin’ny 4ora maraina.
✔Mitohy iany koa ny fanitarana ireo lalakely rehetra ho 1metatra sy sasany.
✔Ny fanaraha maso ny fahadiovana arabe isakiny maraina..
🙏Mankasitraka indrindra hatrany Tompoko ho amin’ny fiaraha mientana satria dia tanjona iray no kendrena dia: