RADAMA – RASALIMO- MENABE- AMBOHIJANAKA- ANDRATSAY- IVAKINANKARATRA –Tafika nalaina tao Andratsay – Vakinankaratra toko faha6 no nentin’i Radama I nanafika tany Menabe sakalava ary nangalany an’i Rasalimo ho vadiny! ( Andrianonimasindraibe – Andriantsileondrafy- Andriamparany Andriamanalinaa, Andriamanalimbehiantana).Tantara Tsy hain’ ny Maro nefa nanova zavatra Maro. Vao Nahita ireo havany i Rasalimo irak’i Ramitraho dia nanaiky ny hifampiresaka t@ Ilaidama sy ry Andriamahazonoro.




