Takelaka manokana natokana hihainoanao tantara
Ambaranay fa izahay dia tsy Mpanoratra tantara velively, fa kosa maka ireo tantara ao anaty « YOUTUBE » izay afaka zaraina, ka natao hohenoina eto anivon’ny Internet, ary marihinay fa maimaim-poana no hihenoanao azy eto amin’ny FEONYDEMOKRSIA.




