FARARANON-TOMANY

Misy Andriamanitra, misy fa tsy hita vatana! Misy hono izy fa any ambony tsy taza-maso any; Dia inona ihany izany no mampisy azy raha tsy azo tsapain-tànana izy? Aaa, tsy misy andriamanitra e, fandemen-tsaina fotsiny izany, fitadiavam-bola koa! Misy ve Izy dia hisy fahoriana toa izao, maninona no mahazo vahana ny ratsy?”