LES TRAVAILLEURS SOCIAUX SONT FERMES ET S´ENGAGENT POUR PROTÉGER LEUR METIER !🔥🔥🔥
💥💥💥 POURQUOI ?
😋 Hoy ity namana iray ity, rehefa manentana @ zara ataoko aho, mampahafantatra ny hatao hoe TRAVAILLEURS SOCIAUX, izay maro no misandoka anarana sy mangalatra ilay asa :
💥💥💥💥💥💥💥💥💥💥💥💥💥💥
Namana :
Alaiko ohatra izy ity. Ny any ambanivohitra, na an-tanàn-dehibe koa aza, rehefa miasa amin’ny hopitaly ny lahilahy dia antsoina hoe dokotera na radoko. Ny vehivavy antsoina hoe rasazy. 😂😂😂. Na médecin diplômé d’état aza io dia rasazy ihany hoy ry zareo. Na professeur agrégé aza io ka lehilahy dia radoko ihany. Toy izany koa ireo miaramila ireo. Na général, na officier, na gradé, na gendarme sy vatamiaramila tsotra dia sefo ihany no ilazan’ny any ambanivohitra na an-tanàn-dehibe azy ireo. Ny zavatra tsapako, tsy misy tezitra sy sarotiny amin’ny anarana izany izy ireo raha olona ivelan’ny corps misy azy ireo no miantso ny tenany. Aza dia sarotiny loatra re a. Ny tsy fahalalana no betsaka mahatonga izany. Rehefa mandrefindrefy sy makamaka sary dia efa géomètre, rehefa mahay mamaha boulons sy manampina pneus vaky dia efa mécanicien izay, rehefa mahay manao composition ciment sy fasika dia efa mpanao trano izay, toy izany koa ireny ingénieur en BTP ireny, samy mpanao trano daholo. 😂😂😂
💥💥💥💥💥💥💥💥💥💥💥💥💥💥
Ity no navaliko azy 👇
Izaho :
TSiA !!!💥✋🖐✋
Tena laviko raha mahakasika ny asako. 🔥
Saropady amiko io satria averiko, raha tsy mazava sady ampiako fanazavana
1. OLONA ny anay no mpisitraka
2.OLONA no tsaboana fa tsy aretina
3. OLONA no arenina fa tsy lalana RN7
4. OLONA no arovana fa tsy ala voahajanahary
5. OLONA no tsinjovina izay saropady satria izy no antoka nahatonga ny olany ary izy koa no tompon ´antoka voalohany @ fanavotana ny tenany, …
😋 Izay ataon ‘ny ‘corps’ hafa any, azy izany, fa ny anay TSY SANDOHANA no TSY HANGALARINA fa MANIMBA ILAY OLONA RAHA TSY MATIHANINA NO MITSABO AZY. 🙏🙏🙏
😋 AFAKA MIROTSAKA MANAO ASA SOA ISE, RAHA TE HANAO, FA REHEFA TSY ANY AMINAO NY MARIPAHAIZANA MANOKANA AMIN ´NY ASA SOSIALY NO TSY NANAO VOADY FEHEZIN ´NY  »DÉONTOLOGIE EN TRAVAIL SOCIAL » DIA AZA MISANDOKA ANARANA FA MPANAO ASA SOA na ´´INTERVENANT SOCIAL ´´ IANAO, FA TSY MPIASA SOSIALY na ´´TRAVAILLEUR SOCIAL ´´
Ampitiavana hatrany !🙏🙏🙏
💥💥💥💥💥💥💥💥💥💥💥💥💥💥
💥💥💥 Tsotra fotsiny e !🖐✋🖐
😋😋😋 Saropiaro @ asanay izahay ary arovanay io, satria OLONA MANANA OLANA ARA – TSOSIALY NO POTIKA SY VOAMAIKA SIMBA – RAHA TSY MATIHANINA ILAY MILAZA MANAMPINAMPY SY MANDRAY AZY !🙏
Sady isika samy manana ny hatao hoe MANAMPY 🤔🤔🤔
 
Mpanatontosa : Malagasy Ketamanga