Ivato Centre Distrika Ambositra | Nitrangana fanafihan-jiolahy mitambasy

428 0
Nitrangana fanafihan-jiolahy mitambasy tao amin’ny kaominina Ivato Centre Distrika Ambositra Fokontany Ambalalehibe
Ny hariva ny alahady 16 jona tokony ho tamin’ny 7 ora sasany no nitrangan’ny fanafihana Ankizy lahy 13 taona tokony hiatrika fanadinana cepe no maty lavon’ny balan’ireo jiolahy
Omby 8 no lasan’ireo tsy mahatody tamin’izany .
Tonga tany an-toerana ireo manapahefana teto Amoron’i Mania notarihin’ Atoa Governora sy Prefet nampahery ny manamanjo

Related Post

ยซย ๐ƒ๐‘๐Ž๐ˆ๐“ ๐ƒ๐„ ๐‘๐„๐๐Ž๐๐’๐„ ย ยป ๐€๐•๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐’๐„๐๐€๐“๐Ž๐‘๐€ ๐Œ๐€๐‹๐€๐†๐€๐’๐˜

Posted by - fรฉvrier 28, 2025 0
Manoloana ny famoaham-baovao, nataon’ny Gazety an’habaka Feon’ny Demokrasia omaly,Alakamisy 27 Febroary 2025, (https://feonydemokrasia.mg/alerte-ambatomanjaka/) dia mitondra ity ๐Ÿ๐š๐ง๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐š๐ฆ-๐›๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ity ny ๐—ฆ๐—ฒฬ๐—ป๐—ฎ๐˜…